Bric'All

Bric'All Réparations & Conseils

Disques durs en fin de vie ☠️Io rehefa maty dia maty fa tsy mampilaza ! ☠️Ireto anefa misy signe kely tokony hampa-mailo...
31/10/2025

Disques durs en fin de vie
☠️Io rehefa maty dia maty fa tsy mampilaza ! ☠️
Ireto anefa misy signe kely tokony hampa-mailo anao :
- Somary mi-rame noho ny isan’andro (rehefa velomina, rehefa manokatra fichier) 🐢🐢
- Misy fichier manjavona tampoka na lasa Corrompu ⚠️⚠️
- Misy feo tsy mahazatra (m-cliqueclique, na m-grince) 🔊🔊
- Mamoaka ny système hoe misy « Secteur défectueux »
🤔🤔Inona no atao ❓⁉️
Afindrao tsikelikely ny fichier important rehetra mba tsy ho tara loatra
⏳⏳ Afaka mbola ampiasainao ihany izy fa temporairement sisa
⚖️⚖️Afaka manoro anao ny toerana afaka ividianana izahay, na manampy anao hisafidy ny mety aminao

ENTANA ORIGINALFresh’n Rebel – SOUL Dive Blue (enceinte Bluetooth portable )Son : puissant & profond, Basses midoboka ts...
15/09/2025

ENTANA ORIGINAL
Fresh’n Rebel – SOUL Dive Blue (enceinte Bluetooth portable )
Son : puissant & profond, Basses midoboka tsara, Aigus mazava tsara
Autonomie : jusqu’à 15 heures be zao
Charge rapide via USB-C : environ 2,5 heures
Résistante aux éclaboussures (IPX5)
Fonction mains libres
Design : Zao kosa ko
Prix : 387 000 Ariary
PS : Blanc-gris sisa dispo fa ny rose efa vendu

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342604838

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bric'All posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share