02/06/2023
❌SALAMA TOMPOKO OHH!❌
➡️Misokatra ho anao indray ny Support auto école 🚗🤗
❌IRETO AVY ARY NY TOLOTRA MISY ATO AMINAY
✅ Mampianatra na dia olona mbola tsy mahay mamily fiara mihintsy ary 😊
✅Arakin' ny maha support auto école anay dia mampianatra anao ho zatra hamily fiarakodia izahay🚗
✅Mampianatra code de la route ihany koa⛔
✅Natokana ho antsika tsy manana fiara nefa te hizatra sy hanao conduite koa ity an❗❗
✅Raha toa ka tsy ampy ary ny conduite nao any @ auto école dia aza misalasala miantso mivantana na mandefa (mp) na hafatra miafina ato @ pejy ehhh!
📞 +261344992417
❌Nb:tsy mikarakara permis de conduire nefa izahay an🤗
❌NY HO FANAMPIANA ANTSIKA MILA MIZATRA MITONDRAFIARA NEFA TSY MANANA NO TENA TANJONAY❌
Mankasitraka tompoko ohh😊🙏