17/06/2026
📣Ho avy zao ny vacances mety tsara aminao ito eny fa na dia anaovana cours en ville arany
🚨Satria :
✅Malalaka tsara ny anatin'ny fiara
✅Mitsitsy be ihany koa izy nefany matanjaka
✅Moteur any efa 1.9 dci
✅Male be
✅Misy barre de toit
📝Ny papier milamina tsara
💰Prix anefany tsy lafo
Antsoy aingana ny laharana :
📞: 0344739528 / 0332912607(Whatsapp) na message privé