31/05/2024
❤️❤️❤️ Manome mamy indrindra ho anareo foana anie oa izahay e❤️ jereo anie e, sady mihaja no malalaka ery no tsy misy kianina fa tonga dia mitaingana🥰
I30 break (CW) 👍🏽
Bon occ de coree 😍
Reception tech ok👍🏽
Vitesse MANUEL😍
Interieur et exterieur origine impec❤️
Clim bien glacee☃️
0342034280/ 0328719214
Tongava foana oa mijery mivantana fa hafa ihany ny mahita maso👁️, afaka mitondra meca foana an, ilay tena mahay entina👌🏻, mandray anareo ampitivana be foana izahay🙏🏻