Garage Haja Manjakaray

Garage Haja Manjakaray 4L foana💪
4L ihany 💪
4L hatrany💪

Tsy diso anjara ny Taxi fa 4L foana ihany io🚗 Manana 4L ve ianao ? Tongava ao amin'ny Garage Haja Manjakaray.🔨 Dressage🔥...
31/07/2026

Tsy diso anjara ny Taxi fa 4L foana ihany io
🚗 Manana 4L ve ianao ?

Tongava ao amin'ny Garage Haja Manjakaray.

🔨 Dressage

🔥 Soudure

🎨 Mastic

🖌️ Peinture

📞 034 11 523 14

📞 033 14 523 14

Kalitao no tanjona, fahafaham-ponao no laharam-pahamehana!

Mlay anh😉💪Garage Haja Manjakaray dia vonona hanamboatra foana ny 4L kelintsika ireny😍🛠Dressage🛠Soudure🛠Mastic🛠peintre034...
17/07/2026

Mlay anh😉

💪Garage Haja Manjakaray dia vonona hanamboatra foana ny 4L kelintsika ireny😍

🛠Dressage
🛠Soudure
🛠Mastic
🛠peintre
034 11 523 14
033 14 523 14

11/07/2026

Tsy tontan'ny ela marina ny 4l😍
Andao arahantsika ny horonantsary manaza izany🚖

🌈Garage Haja Manjakaray dia vonona hanome fahafaham-po ho anareo izay Hanatsara ilay 4L kelin-tsika ireny 😊🐞Dressage🐞Sou...
06/02/2026

🌈Garage Haja Manjakaray dia vonona hanome fahafaham-po ho anareo izay Hanatsara ilay 4L kelin-tsika ireny 😊
🐞Dressage
🐞Soudure
🐞Mastic
🐞peintre
Aza misalasala miantso ary
☎034 11 523 14
☎033 14 523 14

Maro ianareo no maka hevitra avy aty amiko amin'ity Resaka   ity 🤔Ito namana ito Ballou Rasom  ito tena Tsara ny ⚡Alluma...
08/01/2026

Maro ianareo no maka hevitra avy aty amiko amin'ity Resaka ity 🤔
Ito namana ito Ballou Rasom ito tena

Tsara ny ⚡Allumage Semi-éléctonique ⚡ izay efa tena maro ny fiara nasiana an'io tato Garage Haja Manjakaray
Antsoy izy fa tena Tsara io 👍
0347426123

Garage Haja
02/01/2026

Garage Haja

🩵💛
30/12/2025

🩵💛

💯Indro ary fa faranantsika amin'ilay tena Tsara ity taona 2025 ity amin'ireto 4L telo (3) an'olona iray izay tena mpiond...
30/12/2025

💯Indro ary fa faranantsika amin'ilay tena Tsara ity taona 2025 ity amin'ireto 4L telo (3) an'olona iray izay tena mpiondana sady tena mpankafia tanteraka 💪

Fankasitrahana mitafotafo no atolotra ho an'ilay tompony fa tena Nahatoky 100% izy 🤩
Tena misaotra e 🫡

🌞 Garage Haja Manjakaray 🔵
Spécialiste 4L

🐦Dressage
🐤Soudure
🐦Mastic
🐤peintre

034 11 523 14
033 14 523 14

Address

II B 136 Ter J Manjakaray
Antananarivo

Telephone

0331452314

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Garage Haja Manjakaray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share