PIMP PIMP Vroom

PIMP PIMP Vroom PIMP PIMP Vroom Ambohibao

FORD EDGE essc : 80M FMG ny avance omenao ahy dia reserveko anao io=> Efa vita daholo ny tsy nety taminy, 0devoir izy ao...
10/08/2026

FORD EDGE essc
: 80M FMG ny avance omenao ahy dia reserveko anao io

=> Efa vita daholo ny tsy nety taminy, 0devoir izy ao zao, VELONA tonga de MANDE Paps a JOURS, Matanjaka be ny vaika. Omeo ny avance fa ny VIDINY anie mora e, 130M fmg fixe.
PIMP PIMP Vroom Ambohibao
034 89 050 98

Arao ny PEJY

Efa   anie oa lay LANCIA eh😅Tena niadivanareo mihitsy izy tato😂Ity FORD EDGE ity indray no jereo aingana sy alaivo ary😁 ...
02/08/2026

Efa anie oa lay LANCIA eh😅
Tena niadivanareo mihitsy izy tato😂

Ity FORD EDGE ity indray no jereo aingana sy alaivo ary😁
Fmg ny vidiny!

PIMP PIMP VROOM AMBOHIBAO
032 47 758 78
Araho ny pejy.

LANCIA LYBRA Milay e! : 39M fmg => Tena manao ranga le Motera, Tanjaka, feony, fahanginany, Intérieur ko tsy misangy Lim...
31/07/2026

LANCIA LYBRA Milay e!
: 39M fmg


=> Tena manao ranga le Motera, Tanjaka, feony, fahanginany, Intérieur ko tsy misangy Limousine wa,Mba tsara ity Kadrôka ray ty😅 Ny ato PIMP PIMP Vroom reva hoe ratsy dia ratsy, fa reva hoe TSARA dia TENA TSARA, reva mora koa dia tena MORA.

PIMP PIMP VROOM AMBOHIBAO
032 47 758 78
Araho ny pejy.

Afaka sady mijery baolina no mividy fiara anie😅😂 Ford Edge année 2012  Fmg ny vidiny, tsy mihetsika fa efa mora kosa eh😘...
19/07/2026

Afaka sady mijery baolina no mividy fiara anie😅😂
Ford Edge année 2012
Fmg ny vidiny, tsy mihetsika fa efa mora kosa eh😘
Antsoy malaky dia afaka jerenao dien'ny rahampitso😁

PIMP PIMP VROOM AMBOHIBAO
032 47 758 78
Araho ny pejy.

MANALA VITRE FUMÉ izahay 😂🤣 : 50.000Ar à domicile avec Finition 😂😅
08/07/2026

MANALA VITRE FUMÉ izahay 😂🤣
: 50.000Ar à domicile avec Finition 😂😅

IZA ILAY MANANA FIARA AMIDY ANY MOA..? fa vidiko.ENY ARY E...! Very daholo ilay numéro tato amiko mantsy.ANTSOY AHO dia ...
06/07/2026

IZA ILAY MANANA FIARA AMIDY ANY MOA..? fa vidiko.
ENY ARY E...! Very daholo ilay numéro tato amiko mantsy.
ANTSOY AHO dia alehako any fa za manana vola Cash zao de zao

  fmg Rahampitso aho no mila an'io Vola io! Lundi no mahamaika ahy   => Raha 43 latsaka ny Volanao dia ny fahendrena ind...
05/07/2026

fmg Rahampitso aho no mila an'io Vola io!
Lundi no mahamaika ahy

=> Raha 43 latsaka ny Volanao dia ny fahendrena indrindra ampanajana aleo tsy mandany crédit fa ho laniko fotsiny ny appl anao 🙏
PIMP PIMP Vroom Ambohibao
034 89 050 98

Arao ny PEJY

FENOY 10k aloha ny réaction dia fenoy 1k ny partage dia avokako ny PRIX TSY LAFO fa   fmg MAHERY kely fotsiny => VAO NAV...
28/06/2026

FENOY 10k aloha ny réaction dia fenoy 1k ny partage dia avokako ny PRIX TSY LAFO fa fmg MAHERY kely fotsiny

=> VAO NAVOKA PORT T@ avant Fety, MODÈLE N*1 (une semaine fotsiny zay) Ampifilafilaina kely aloha Fa tsy maika Vola , izy ary moa mbola vao 1 semaine 😅🤣😜 Za koa mbola hala tsirony. SARY A L'INSTANT izao alina izao

  fmg fa saika nataoko 250M FORD EDGE a@le maditra be ny fandehany => Gamme ny fiara e, Amle maha Papasosy tsara, ianao ...
28/06/2026

fmg fa saika nataoko 250M
FORD EDGE a@le maditra be ny fandehany

=> Gamme ny fiara e, Amle maha Papasosy tsara, ianao sy ny Ambassadeur no mitovy ra mitaingina azy
PIMP PIMP Vroom Ambohibao
034 89 050 98

Arao ny PEJY

Podium ato mande ihany 😂😅Ny tsena ko ato Misokatra fona. Manao nareo a, Otriny hoe mividy kiraro ny anaovanareo azy! Hoe...
24/06/2026

Podium ato mande ihany 😂😅
Ny tsena ko ato Misokatra fona. Manao nareo a, Otriny hoe mividy kiraro ny anaovanareo azy! Hoe entina ijerevana Afo Manga radem hono

Address

Lot 114 G Ter Ambohibao
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PIMP PIMP Vroom posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to PIMP PIMP Vroom:

Shortcuts

Share