04/12/2025
‼️ Iangaviana ny tompon'ity fiara-panjakana ity mba hanala ny fianarany eto @ baie de lavage fa tsy misy hiasanay azafady : efa teo hatry ny alina
Tsy azo atao ny mametraka, mampatory fiara tsy nahazoana alalana eto @ Station service
Misaotra tompoko