Club Moto Milango

Club Moto Milango Vente de motos (JOG , BWS, RS, RSZ...) et des MOTOS CROSS MILANGO. Vente de pièces et accessoires pour Moto

27/05/2026

Indro ary ny vaholana ho anao mba hisorohana embouteillages 🙂
⚫️Moto Mora sady mateza hialana 😍
⭕️Natao ho antsika mivezivezy aty
Mora hoentina sady mitsisy
👉🏻MILANGO CADRE DAME MG-BII
Natao Mirary : 3 850 000 Ar
✅ Embrayage automatique
✅04 vitesses
✅Moteur a tige
✅moteur garantie 12 mois
✅Misy loko azo isafidiana : Mena , Mainty
🎁 Misy casques Sy clé Miaraka 🎁
🚛Afaka mandefa faritra 📦

📍Andrefan’Ambohijanahary akaiky galana
☎️034 63 327 73

Un grand merci à mes nouveaux followers !🙏Mandrindra Andriamahaly, Njaka Pisitekely, Andrinirina Mamison Fidèle, Izy We ...
27/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers !🙏

Mandrindra Andriamahaly, Njaka Pisitekely, Andrinirina Mamison Fidèle, Izy We Sambatra, Titii Rakoto, Sedera Letiavintsoa, Arthur Ah, Fanomezantsoa Tokiniaina, Dadou Mihary, Randrianaivo Julien Steeve, Rasolofonirina Marcellin, Natanael Ayman, Kelly Leingovre, Ortega Tony, Tanjona Léonardo Razafinandrasana, Bertrand Manampisoa, Narindraharimino Randriamarohova, Flavien Ranaivomanana, Tsaratany Mamiratra, Noh Gi, Mamiherilaza Raveloson, Blessing P Ada Love, Annie Vincent, Jean Chry Rabemihaja, Tsiahiana RH, Andriamorasata Iadaninoro, Franck Washington, Odon Watib, Cassie Cassa, Fandresena Souvenir, Ny Aina Nambinina, Mahavelo Jean Jacques, Nicôlas Rah Pah Randriamifidy, Sâmy Sâmy, Elie Rakotobe, Aguero Alcah Talha, Claver Mahafonty Charles, Fidél Styker Tsiaraso, Ratinarivo Mbola, Nomenjanahary Nomenjanahary, Christoph Ratrimoson, Reibel Rico Raharinomana, Safidy Soa, Mamitiana Karah Ranarison, Ratiamihaja Elysé, Mih Haja, Naval Mamy Nasaina, Ts'iry Naval Carmelo, Sandriaka Antsa, Denis Henri Mboandro

Ho antsika izay any amoron-tsika mampiasa ranomasina 🌊 🌞, na ny aty afovoan-tany🏞️Mbola misy hatrany ny : 👉🏻Moteur lakan...
27/05/2026

Ho antsika izay any amoron-tsika mampiasa ranomasina 🌊 🌞, na ny aty afovoan-tany🏞️
Mbola misy hatrany ny :

👉🏻Moteur lakana lava-rambo « Hors - bord »
🔴 Essence 16CV
⚫️ Diesel 10CV
✅Azo ampiasaina masina na rano mamy
✅Mateza no sady Matanjaka
✅Accessoires complets Miaraka

⭕️ Efa manana pièces de rechanges ihany koa izahay , ho an’izay mitady

🚗 Mandefa faritra izahay ato moto Milango 📦🇲🇬

📍 Andrefan’Ambohijanahary akaiky galana

☎️034 63 327 83

😊Ny ekipa Club Moto Milango Andrefan’Ambohijanahary, dia Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🕊️✨     indray vao mivo...
24/05/2026

😊Ny ekipa Club Moto Milango Andrefan’Ambohijanahary, dia Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🕊️✨
indray vao mivoha ny magasin 🙏

🔥 Pompe à eau Milango 🔥Mbola misy hatrany ny  pompe à eau Milango ho antsika izay Mbola tsy nahazo😊       🌾Natokana ho a...
23/05/2026

🔥 Pompe à eau Milango 🔥
Mbola misy hatrany ny pompe à eau Milango ho antsika izay Mbola tsy nahazo😊
🌾Natokana ho antsika izay miasa ao an-tanim-bary , kariera , sns … 🌅
😍Kalitao tena tsara izy ity ary Mafy sady mateza 😍
🔴Ireto ary ny Momba azy :
👉🏻Moteur 208CC
👉🏻Puissance 7CV
👉🏻Débit 50 m3/ Heure
👉🏻Aspiration max 7m
👉🏻Élévation max 30m
👉🏻Carburant : essence

⛔️TSY MIARAKA AMIN’NY TUYAU⛔️

🚗Mandefa faritra izahay📦

📍Adresse tsy miova : Andrefan’Ambohijanahary akaiky galana

☎️ 034 63 327 83

Tonga indray ny Arrivage e 😍📢Efa afaka jifainao ato   moto Milango ny compétitions modèles « BVI-II  »:            Efa n...
23/05/2026

Tonga indray ny Arrivage e 😍📢
Efa afaka jifainao ato moto Milango ny compétitions modèles « BVI-II »:

Efa natao Mirary izy ity : 5 300 000 Ar

😍Mety be aty an-drenivohitra na any ambanivohitra aza 😍
👉Fourche tsotra
👉Mafy sady mateza ka mahazaka lalan-dratsy
👉Vaovao be
👉Matanjaka tsara ny moteur
👉 couleur dispo : Mena , Mainty
🎁Efa misy casque sy clé miaraka aminy🎁
🚗 afaka mandefa faritra izahay

📍Andrefan’Ambohijanahary akaiky galana no misy anay
☎️ 034 63 327 83

🔴Moto semi-cross mety tsara -dratsy ary tena mitsitsy solika ihany koa        😍mahafinaritra ery ny mitondra azy😍✅Izay n...
22/05/2026

🔴Moto semi-cross mety tsara -dratsy ary tena mitsitsy solika ihany koa
😍mahafinaritra ery ny mitondra azy😍
✅Izay natao ho an’ny rehetra :
👉🏻Na ny any ambanivohitra na andrenivohitra dia mety aminy avokoa.
👉🏻Mazaka lalan-dratsy ary tafiakatra fiakarana
👉🏻Garanti 1 an et demi moteur
👉🏻Couleur disponible: mena, manga, mainty

🎁Misy accessoires Miaraka ( Clé , casques)
📍Izay Afaka jifainao ato -barotra Milango aty Antananarivo , akaiky galana no misy anay
☎️ 034 63 327 83

‼️Arrivage Arrivage ‼️📢Ho antsika izay nitady caques 😉  🔴Efa Afaka  jifainao  ato Club Moto Milango ireo karazana caques...
22/05/2026

‼️Arrivage Arrivage ‼️📢
Ho antsika izay nitady caques 😉
🔴Efa Afaka jifainao ato Club Moto Milango ireo karazana caques izay tedavinao :
🪖Izay misy Efa Natokana ho « an’olon-dehibe sy zaza kely »😊
🪖Mateza tsara
🪖Natao Mirary
🪖Misy loko Sy modèle azo isafidianana tsara

📍Club Moto Milango Andrefan’Ambohijanahary , akaiky galana

🕰️8h00 - 17h00

☎️ 034 63 327 83

🚗Livraison partout à Madagascar

Ankoatran’ireo moto isan-karazany Ananantsika ihany koa ireo  kojakokoja izay Afaka apetaka  mba itondrana entana, sns …...
21/05/2026

Ankoatran’ireo moto isan-karazany
Ananantsika ihany koa ireo kojakokoja izay Afaka apetaka mba itondrana entana, sns …. 😊
Misy karazany roa izy Reto an :
⚫️Top case PM , GM
👉🏻Mafy sad mateza tsara
👉🏻Efa misy fixation Miaraka
📍Efa Afaka jifainao Ato -barotra Milango , izay eo akaiky galana
☎️034 63 327 83

21/05/2026

Ho antsika izay Mbola mitady an’ity modèle ity dia Mbola Afaka jifainao ato Club Moto😉
🔴 « MGGY - BV sy MGGY-BVIII (Double échappement ) »
👉🏻Natao Mirary :
💰BV : 5 200 000 Ar
💰BVIII : 5 500 000 Ar ( Double échappement)
👉🏻 Mbola vaovao be
👉🏻 Moteur à tige
👉🏻Manana double sy simple échappement
👉🏻 Matanjaka tsara
👉🏻 avo lenta
👉🏻 Misy loko azo isafidianana (Mena, fotsy ,Manga )
👉🏻 Misy accessoires Miaraka
👉🏻Garanti un an et demi moteur 😉
📦 Afaka mandefa faritra
📍Club moto Milango ,Andrefan’Ambohijanahary akaiky galana
☎️034 63 327 83.

 fotoanany embouteillages be izao , ho anao izay mitady moto  tsara sy  Mirary Natokana ho anao ny : 👉🏻Modèle MG-A ( Cad...
02/04/2026

fotoanany embouteillages be izao , ho anao izay mitady moto tsara sy Mirary
Natokana ho anao ny :
👉🏻Modèle MG-A ( Cadre dame)
✅Vaovao be daholo
✅Moteur à chaîne
✅Garantie un an et demi moteur
✅Misy loko azo isafidianana
✅Misy accessoires miaraka
✅ Embrayage automatique
📦Mandefa faritra 📦
✉️Aza misalasala mandefa mp raha toa ka Liana na antsoy mivantana ny :
☎️034 63 327 83
📍Andrefan’Ambohijabahary akaiky galana

Address

Andrefan'ambohijanahary
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:45 - 17:00
Tuesday 07:45 - 17:00
Wednesday 07:45 - 17:00
Thursday 07:45 - 17:00
Friday 07:45 - 17:00
Saturday 07:45 - 16:00

Telephone

+261346332783

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Club Moto Milango posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share