CAR OK

CAR OK Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CAR OK, Automotive, aircraft & boat, MOBILE, Antananarivo.

FORT DAUPHIN SOCIALE Depart TANA - FORT DAUPHIN : TALATA 26 MAI 2026Tél : 0346900909Fiara : Nissan Patrol , 4x4 , milami...
22/05/2026

FORT DAUPHIN SOCIALE

Depart TANA - FORT DAUPHIN : TALATA 26 MAI 2026

Tél : 0346900909

Fiara : Nissan Patrol , 4x4 , milamina tsara ny dia e 🥰

🚘✨  CAR OK : OCATION FIARA ✨🚘Mila fiara handehanana eto an-drenivohitra sa hitsangatsangana any amin’ny faritra?Vonona h...
21/05/2026

🚘✨ CAR OK : OCATION FIARA ✨🚘
Mila fiara handehanana eto an-drenivohitra sa hitsangatsangana any amin’ny faritra?
Vonona hanomeha fahafahampo ho anao izahay🥰

✅ 🚙 Nissan Patrol — milamina be, madio be , matanjaka, mahazaka lalana rehetra

✅ 🚗 CHEVROLET ORLANDO — 🚘 KIA PRIDE : milamina, confort ary mety amin’ny fianakaviana

📍 Mety amin’ny : ✔️ Déplacement en ville
✔️ Voyage & mission
✔️ Mariage sy évènement
✔️ Fitsangatsanganana any amin’ny faritra rehetra

💯 Fiara madio, milay ary vonona handeha foana.

📞 Réservation & renseignements :
WhatsApp : 034 26 334 87
📞 0342633487 , 0327076182

⚡ “Na an-drenivohitra na any lavitra… mandehana am-pilaminana sy confort miaraka aminay!”

🚘✨ LOCATION FIARA — ✨🚘Mila fiara handehanana eto an-drenivohitra sa hitsangatsangana any amin’ny faritra ve ianao?Vonona...
14/05/2026

🚘✨ LOCATION FIARA — ✨🚘

Mila fiara handehanana eto an-drenivohitra sa hitsangatsangana any amin’ny faritra ve ianao?
Vonona hanome fahafaham-po anao izahay eto amin’ny CAR OK! 😊
✅ 🚙 Nissan Patrol, 4X4 matanjaka, mahazaka lalana rehetra ,na aiza na aiza 🚜
✅ 🚗 Chevrolet Orlando — milamina, confort ary mety amin’ny fianakaviana🧑‍🧑‍🧒‍🧒👨‍👩‍👦‍👦
📍 Mety amin’ny :
✔️ Déplacement en ville
✔️ Voyage & mission
✔️ Mariage sy évènement
✔️ Fitsangatsanganana any amin’ny faritra rehetra

💯 Fiara madio, milay ary vonona handeha foana.

📞 Réservation & renseignements :
0342633487, hafatra miafina (mp)
WhatsApp : 034 26 334 87
⚡ “Na an-drenivohitra na any lavitra… mandeha am-pilaminana sy confort miaraka aminay!”

Mirary soa hatrany ho an’ireo izay nanorina tokatrano 💞💞Ho anao koa 🥰! Homany ny hoavin’ny fonao 💝! Koa rehefa ho tonga ...
23/04/2026

Mirary soa hatrany ho an’ireo izay nanorina tokatrano 💞💞

Ho anao koa 🥰! Homany ny hoavin’ny fonao 💝!

Koa rehefa ho tonga ilay daty 📆 iray tsy manam-paharoa dia aza adino miantso anay CAR OK @ tête de cortège a! 🙏💞

0342633487 - 0331963410 - 0327076182

Tao @ Espace L'effort Ambohimalaza 🙏💞

09/03/2026

Mahafinaritra loatra niaraka tamin’ireto fiara aloha ireto 💞 peugeot 309 sy 205.
Tena maharaka lalana be 🙏💞

👉 Location eto Tana , avec soafera 🚘👉 Tête de cortège  Malalaka sy miaina tsara ao anatiny 💞0342633487
15/02/2026

👉 Location eto Tana , avec soafera 🚘
👉 Tête de cortège


Malalaka sy miaina tsara ao anatiny 💞
0342633487

Tahian’ny Tompo ianareo roa 🎀💞,Ho anao koa 💝, ataovy miavaka ilay andro iray 💞Raha mahaliana anao ary , izahay dia mampa...
04/02/2026

Tahian’ny Tompo ianareo roa 🎀💞,

Ho anao koa 💝, ataovy miavaka ilay andro iray 💞

Raha mahaliana anao ary , izahay dia mampanofa fiara 🎀 TÊTE DE CORTÈGE 🎀 na koa 🚘 location de voiture🚘 dia afaka mandefa hafatra miafina (mp) na koa miantso avy hatrany ny laharana : 0342633487.

Location eto Tana , avec soafera 🚘 Fiara 7 places ( y compris ny soafera)Malalaka sy miaina tsara ao anatiny 💞0342633487
16/12/2025

Location eto Tana , avec soafera 🚘
Fiara 7 places ( y compris ny soafera)
Malalaka sy miaina tsara ao anatiny 💞
0342633487

💞  27 Septembre 2025  💞Tahian’ny Tompo ianareo roa 🎀💞,Ho anao koa 💝, ataovy miavaka ilay andro iray 💞Raha mahaliana anao...
27/09/2025

💞 27 Septembre 2025 💞

Tahian’ny Tompo ianareo roa 🎀💞,

Ho anao koa 💝, ataovy miavaka ilay andro iray 💞

Raha mahaliana anao ary , izahay dia mampanofa fiara 🎀 TÊTE DE CORTÈGE 🎀 na koa 🚘 location de voiture🚘 dia afaka mandefa hafatra miafina (mp) na koa miantso avy hatrany ny laharana : 0342633487.

Address

MOBILE
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CAR OK posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share