Irakiraka Rapida eto Antananarivo sy eto amin'ny Faritra Analamanga

Irakiraka Rapida eto Antananarivo sy eto amin'ny Faritra Analamanga Afaka mivezivezy manao an'izay azo atao rehetra eto antananarivo.

22/02/2022

Na cyclone ary, dia zah afaka mideplacé foana an... Mankahery antsika rehetra!✊👌

21/02/2022

Miarahaba tompoko,
Nanapakevitra sy vonona ny tenako ny hisehatra eo amin'ny irakiraka amin'ny rehetra rehetra amin'ny fivezivezena eto antananarivo. Efa presque itako daholo ny quartiers rehetrarr eto antananarivo. Ary matotra tsara sy atokisana. Hanampy anareo no tanjona, ho an'izay tsy afaka mivezivezy kanefa misy zavatra tiana alaina na zavatra tiana alefa na zavatra hafa akoatrin'izay.
Misaotra tompoko!

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261327566179

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Irakiraka Rapida eto Antananarivo sy eto amin'ny Faritra Analamanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category