Wash In Town

Wash In Town Station de lavage et Nettoyage en profondeur (Plafond, coffre, chaise, plastique,...)

Finaritra 🥰Mifindra toerana kely   fa tsy ao Nanisana intsony (tsy lavitra akory). Ho ambara eto ihany rehefa tafapetrak...
28/02/2022

Finaritra 🥰

Mifindra toerana kely fa tsy ao Nanisana intsony (tsy lavitra akory).
Ho ambara eto ihany rehefa tafapetraka tsara.

Noho izany, iangaviana ianao izay nanao ka mbola tsy lany ny "credit lavage" mba hiantso ny laharana eo amin'ny tapakila na mandefa hafatra manokana amin'ity pejy ity ihany. 😇

Misy ihany koa ny mpanjifa nanadino entana tamin'iny herin'andro iny. Afaka miantso ny 034 10 754 60 na mandefa hafatra miafina ihany koa.

Misaotra tompoko ☺️

11/02/2022

Finaritra 🙏
Zoma ity ny andro. @6 ora sy sasany dia efa eo an toerana ny ekipa an. Tonga fa mandio fiara manomboka 5000ar monja

04/12/2021

Tonga ity ny volana desambra, tongava manavao sy manadio ny fiaranao hiarahana @ fianakaviana indray e.

Ny nettoyage en profondeur dia anisan'ny mora indrindra nefa dia ho afa-po ianao.

19/11/2021

Toy ny vao tsy ela akory. 😊😊

Mbola lavage ravelo no nahafantaran'ny rehetra azy. 👌

19/11/2021

Tongava mikarakara ny fiara mba manadiodio rehefa mba tsy miasa iny mandritry ny Week end e.

Sahaza ho an'ny rehetra ny sarany ao Wash In Town.

👌👌

Ny Promo.mg no anisan'ireo mpiara-miasa mpampafantatra ny orinasa izay tianao hasongadina eto MadagasikaraMisaotra azy n...
27/10/2021

Ny Promo.mg no anisan'ireo mpiara-miasa mpampafantatra ny orinasa izay tianao hasongadina eto Madagasikara

Misaotra azy nanampy tamin'ny asa izay natao. 👌👌👌

promo.mg, est une plateforme qui regroupe les bons plans, promotions, nouveautés et jeux-concours (tout secteur d'activité confondu) à Madagascar pour vous faciliter la vie.

15/10/2021

Ny Service ao Wash In Town dia anisan'ny mora indrindra raha mbola eto antananarivo isika ary mihezaka ny manao zavatra tsara ahafa-po anao.

Lavage Classique
Nettoyage en Profondeur (Rénovation Plastique/Plafond/Moquette/Chaise/Coffre)

Misokatra 7J/7 ny ety Nanisana!

Ndao indray ary!!!!! 👌👌👌

15/10/2021

Miarahaba antsika!

Nisy ireo mpanjifa izay nitsidika nanjifa ny services teny an-toerana nanadino entana tamin'ny asabotsy teo ka afaka mandalo maka azy raha mahita ity publication ity.

Mankasitra!

30/09/2021

Savony? Menaka?...

Inona no fikafikanareo amin'ny plastique mangafoka? Na anatiny na ivelany.

Ho an'izay mila dia manosotra produit professionnel izahay ety Nanisana. Ary mampiasa izany ihany koa rehefa manao nettoyage en profondeur, na any an-trano na ety Nanisana ihany koa.

Sary: Indrana

Address

Nanisana Près De L'Université ESD
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:30 - 17:30
Tuesday 06:30 - 17:30
Wednesday 06:30 - 17:30
Thursday 06:30 - 17:30
Friday 06:30 - 17:30
Saturday 06:30 - 17:00
Sunday 06:30 - 12:00

Telephone

+261341075460

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Wash In Town posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Wash In Town:

Share

Category