ReparAmorti Mada

ReparAmorti Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ReparAmorti Mada, Automotive Customization Shop, Tana, Antananarivo.

Nous sommes spécialisés dans la révision professionnelle des amortisseurs
Contact : 038 62 368 99
Contact : 033 18 024 85
WhatsApp : 033 18 024 85
Ambohijanaka ILAFY (Google maps : ReparAmorti Mada _Residence Serenity II)

Marque SACHS daholo ny amortisseur antsika“SACHS dia marque premium sy azo itokisana"Fanamarihana : Vaovao mbola tsy nia...
15/09/2026

Marque SACHS daholo ny amortisseur antsika
“SACHS dia marque premium sy azo itokisana"

Fanamarihana : Vaovao mbola tsy niasa daholo ireo fa tsy misy carton intsony!!!

Contact : 033 18 024 85
038 62 368 99

Ambohijanaka ILAFY no misy anay
Google maps: ReparAmorti Mada

Salama daholo 👋❌ARRIVAGE ❌Ireo ny Amortisseur antsika ,  mbola vaovao daholo  !!!Manome garantie  hatrany izahay.Tongava...
08/09/2026

Salama daholo 👋
❌ARRIVAGE ❌

Ireo ny Amortisseur antsika , mbola vaovao daholo !!!
Manome garantie hatrany izahay.
Tongava mijery mivantana
Contact : 033 18 024 85
038 62 368 99
Toerana : Ambohijanaka ILAFY

24/08/2026

🔴AIRTEL : 033 18 024 85
🟢YAS : 038 62 368 99

Ireo ny numéro ahazoana anay eto @ ReparAmorti Mada.
Misaotra tompoko 🙏

20/08/2026

« Résultat après réparation de l’amortisseur »

Aza misalasala manantona raha manana olana @ amortisseur .

Ambohijanaka ILAFY no misy anay ,Faritra avaradrano .

Contact: 033 18 024 85

ARRIVAGE AMORTISSEUR CORÉEN 🇰🇷✅Grand Starex ✅Tucson ✅Rexton ✅Sorento ✅Santafe ✅Captiva Aza misalasala miditra mp na mian...
13/08/2026

ARRIVAGE AMORTISSEUR CORÉEN 🇰🇷
✅Grand Starex
✅Tucson
✅Rexton
✅Sorento
✅Santafe
✅Captiva

Aza misalasala miditra mp na miantso mivantana
📞Contact : 033 18 024 85
📍Toerana : Ambohijanaka ILAFY

Anisan'ireo fiara ahitana amortisseur misy capteur :Mercedes-Benz (C-Class, E-Class, S-Class, GLE, GLS) BMW (Série 5, Sé...
25/07/2026

Anisan'ireo fiara ahitana amortisseur misy capteur :
Mercedes-Benz (C-Class, E-Class, S-Class, GLE, GLS)
BMW (Série 5, Série 7, X5, X6)
Audi (A6, A7, A8, Q5, Q7, Q8)
Toyota (Land Cruiser Prado, Land Cruiser 200/300,
Porsche (Cayenne, Panamera, Macan)
Range Rover sy Land Rover Discovery
Volkswagen Touareg
Volvo XC90

RÉPARATION AMORTISSEUR


📞033 18 024 85
📍 Ambohijanaka ILAFY
Google maps: ReparAmorti Mada

14/07/2026

❌🔒TSY MISOKATRA IZAHAY NY SABOTSY 18 JOLAY IZAO ❌🔒

MISOKATRA KOSA NY ALAHADY

Sur Rendez-vous foana ny Réparation amortisseur antsika📞Contact : 033 18 024 85📍Lieu : Ambohijanaka ILAFY GARANTIE 12 MO...
14/07/2026

Sur Rendez-vous foana ny Réparation amortisseur antsika
📞Contact : 033 18 024 85
📍Lieu : Ambohijanaka ILAFY
GARANTIE 12 MOIS ✅

❓Fanontaniana matetika miverimberina eto foana  hoe:Raha amortisseur à gaz ve azo amboarina ,Dia vitanareo ve ny mamerin...
09/07/2026

❓Fanontaniana matetika miverimberina eto foana hoe:
Raha amortisseur à gaz ve azo amboarina ,Dia vitanareo ve ny mamerina azy ho à gaz ihany ?
💥Eny ,efa afaka haverina ho à gaz avokoa ireo amortisseur à gaz !
Ilay mamerina ozy isika izay!

💥Raha ny nahazatra antsika foana atramizay hoe ,ny amortisseur à gaz havadika à l'huile !
Dia Amin'izao efa afaka hajanona à gaz ihany (ilay mamerina 🤗)!

💥Tsy very anjara koa anefa ianareo te hamadika amortisseur à l'huile ho lasa à gaz ,fa azo atao ihany koa !

❌ GARANTIE 12MOIS ❌

Toerana : Ambohijanaka ILAFY
Google maps : ReparAmorti Mada (Résidence serenity II)
📞033.18.024.85

😊 Salama daholo!🔧 Manana olana amin'ny amortisseur ve ny fiaranao? ReparAmorti Mada no vahaolana!Raha:✔️ Maty na tsy mia...
07/07/2026

😊 Salama daholo!

🔧 Manana olana amin'ny amortisseur ve ny fiaranao? ReparAmorti Mada no vahaolana!

Raha:✔️ Maty na tsy miasa tsara ny amortisseur.✔️ Mipotsaka menaka.✔️ Misy feo mipoapoaka na midobodoboka rehefa mandalo lavaka na lalana ratsy✔️.

➡️ Izahay no manamboatra azy amin'ny fomba matihanina!

✅ Fanoloana ireo pièces simba ao anatiny (parehuile, bague, clapet, sns.).
✅ Fanitsiana ny hamafin'ny amortisseur mba hahazoana fitondrana fiara milamina sy mahazo aina.
✅ Retaillage sy adaptation amortisseur arakaraka ny filàn'ny fiara.
✅ Fanamboarana Ballon Amortisseur vaky ka avadika boudin.
✅ Fanamboarana Vérin Cabine.
✅ Fanamboarana Combiné Fileté.
✅ Rehaussement (mampiakatra ny haavon'ny fiara).
✅ Rabaissement (mampidina ny haavon'ny fiara).

🚗 Mandray fiara rehetra: Hyundai Tucson, Rexton, Suzuki, Range Rover, Volkswagen Golf, Peugeot, sy ny maro hafa.

📦 Any amin'ny faritra? Aza manahy! Afaka mandefa ny amortisseur amin'ny alalan'ny colis ianao, ary haverinay aminao rehefa vita ny fanamboarana.

🛡️ Garantie 12 mois

📍 Toerana : Ilafy
📞 Contact : 033 18 024 85

⚠️ Aza adino ny maka rendez-vous mialoha.

👍 Araho ny pejy ReparAmorti Mada, ary zarao amin'ny namanao mba hahafantaran'izy ireo ny vahaolana azo antoka ho an'ny amortisseur-ny fiarany.

Address

Tana
Antananarivo
103

Telephone

+261331802485

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ReparAmorti Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ReparAmorti Mada:

Shortcuts

Share