29/04/2026
Miarahaba anareo mpanaraka ny M’KIT FIARA
💥Misy fandaminana kely momba parking:
Nisy fandaminana entre ireo association eny an-toerana sy commune ary Smgd
🚧Ka manomboka rahampitso dia tsy manana parking intsony aloha zahay ho an’ny fiara 😢
Raha ny resaka tamin’ny tompon’andraikitra dia afaka manao arrêt rapide fa vao tonga tompony toerana dia tsy maintsy miala, izay hisaorana azy eto sahady izany fiaraha miasa izany🙏
Ny moto kosa misy toerana afaka hametrahana izany
Misaotra tompoko