Evasion Plus By-Pass

Evasion Plus By-Pass Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Evasion Plus By-Pass, Car wash, Antananarivo.

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2024 🍾🎉Ho taona feno fahombiazana sy fahasalamana anie ity taona ity 🙂
02/01/2024

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2024 🍾🎉
Ho taona feno fahombiazana sy fahasalamana anie ity taona ity 🙂

RHUM ARRANGE . tsara anie zan ra rhum arrangé e. tongava tsara ma tse anao manandrana ouz ny sihanaka zay . "sihanaka na...
15/12/2023

RHUM ARRANGE . tsara anie zan ra rhum arrangé e. tongava tsara ma tse anao manandrana ouz ny sihanaka zay . "sihanaka nanandrana rhum arrangé . ao edy ma mba ampévo ndraika farany isaky ny mandeh " 😋😋😋😋😋😋😘

Poisson grillé a 12.000Ariary 😋😋😋😋😋😋😘😘😘😘
10/11/2023

Poisson grillé a 12.000Ariary 😋😋😋😋😋😋😘😘😘😘

24/09/2023

🎙️🎙️🎙️yyyyyyeeeeesssssssss🎤🎤🎤
"OPEN MIC"
Faly izahay mampandre anareo fa ny vaovao farany dia isaky ny VENDREDI a partir de 16h et dimanche a partir de 16h misy OPEN MIC ou OPEN CABARET ato aminay mirakamin'ny claviéristenay manatalenta Touj Nirina Fenohasina Ral . Koa manasa anareo izay manampeo sy tia mozika analazy rehefa reraky ny asa mandritran'ny herinandro😘😘😘😘

🍻🎤 Anareo ary ny sehatra e 🎤 🍻

Restaurant

21/09/2023

🎙️🎙️🎙️yyyyyyeeeeesssssssss🎤🎤🎤
"OPEN MIC"
Faly izahay mampandre anareo fa ny vaovao farany dia isaky ny VENDREDI a partir de 16h et dimanche a partir de 16h misy OPEN MIC ou OPEN CABARET ato aminay mirakamin'ny claviéristenay manatalenta Touj Nirina Fenohasina Ral . Koa manasa anareo izay manampeo sy tia mozika analazy rehefa reraky ny asa mandritran'ny herinandro😘😘😘😘

🍻🎤 Anareo ary ny sehatra e 🎤 🍻

Restaurant

🤩🤩🤩🤩wooooaaaaaoouuuu🤩🤩🤩🤩💁‍♀️💁‍♀️💁‍♀️💁‍♀️Poulet croustillant 🍗🤤🤤Amin'ny seau sa am min'ny assiette no mety aminao? Ny p’t...
26/07/2023

🤩🤩🤩🤩wooooaaaaaoouuuu🤩🤩🤩🤩
💁‍♀️💁‍♀️💁‍♀️💁‍♀️Poulet croustillant 🍗🤤🤤
Amin'ny seau sa am min'ny assiette no mety aminao? Ny p’tit seau dia afaka ifampizarana tsara amin’ny mpianakavy 🙂🙂
Ny assiette kosa dia ampy tsara ho an’olona ray 😉
Ny adresy tsy miova fa ety ByPass iany e 😘😘😘😘

16/07/2023

Mirary soa anizy mivady ny EVASION PLUS . ho tokatrano sambatra ary ho lamban'akoho .

nafinaritra ny after 😘

18/06/2023

cabaret special Papa chez EVASION PLUS
bisou b ny papa rehetra e 😘😘😘😘
mirary soa ho an papa rehetra ho mild eeee

ARABAINA NY RAY REHETRA AMIN’IZAO FETINAREO IZAO ,MIRARY SOA HATRANY 👨Koa satria masirasira ono no tiany dada kokoa dia ...
18/06/2023

ARABAINA NY RAY REHETRA AMIN’IZAO FETINAREO IZAO ,MIRARY SOA HATRANY 👨

Koa satria masirasira ono no tiany dada kokoa dia io indray izany no atolotray ho an’ireo Dada izay tonga misakafo ato amin’ny EVASION PLUS Androany

Ety ByPass izany ny fotoana e 😀

09/06/2023

mankasitraka ny rehetra na dia mbola misy ny vao ho avy ireservena parking sy ny efa eo antoerana . mbola mitohy ny animation 😘😘😘😘

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 10:00 - 20:00
Tuesday 10:00 - 20:00
Wednesday 10:00 - 20:00
Thursday 10:00 - 20:00
Friday 10:00 - 20:00
Saturday 10:00 - 20:00
Sunday 10:00 - 20:00

Telephone

+261346273733

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Evasion Plus By-Pass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category