27/05/2026
Tany Ambositra tany indray izy ity 🤩🤩🤩
Nitana ny laharana faharoa ny New Mada Motor Nafinaritra fa tena niady tokoa ny lalao 🔥🔥🔥
Mankasitraka ny Pilote Anicet le Raïder nanome tsara indrindra avy any aminy 💪💪💪👊👊👊
Aminy manaraka manao misimisy koa ☺️☺️☺️