Auto-École NANOA

Auto-École NANOA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Auto-École NANOA, Driving school, Lot VA 29 Tsiadana, Antananarivo.

10/08/2026

👋Miarahaba antsika rehetra !👋

Efa tonga ny Bordereau d'envoi ho an'izay nanao fanadinana ny 16Jona hatramin'ny 09Jolay.

😊Mirary soa ho antsika 😊


Miarahaba antsika rehetraManoloana ity didim-panjakana ity dia miara-miombona amin'ireo namoy havana isika, ka noho izan...
23/07/2026

Miarahaba antsika rehetra

Manoloana ity didim-panjakana ity dia miara-miombona amin'ireo namoy havana isika, ka noho izany indrindra dia tsy misy ny fampianarana ary tsy misokatra ny birao eto amin'ny Auto-École NANOA Tsiadana sy Nanisana ho an'ny rahampitso.
Mitohy kosa nefa ny fampianarana ny sabotsy.

Mampahery ireo fianakaviana rehetra izay namoy havana, namana.

21/07/2026

👋Salama daholo👋

Efa tonga ny Bordereau d'envoi ho an'izay nanao fanadinana ny 10Jona2026.

☺️Mirary soa hatrany e☺️


10/07/2026

👋Miarahaba antsika rehetra 👋

Efa tonga ny Bordereau d'envoi ho an'izay nanao fanadinana ny 📅3juin 2026📅.

😊Mirary soa ho antsika 😊


👋😊Faly miarahaba antsika rehetra o!👋😊Ny Auto-École NANOA dia misokatra isan'andro amin'ny 🕟06ora sy sasany maraina hatra...
30/06/2026

👋😊Faly miarahaba antsika rehetra o!👋😊

Ny Auto-École NANOA dia misokatra isan'andro amin'ny 🕟06ora sy sasany maraina hatramin'ny 4ora hariva 🕟 ny alatsinainy hatramin'ny zoma, ny sabotsy kosa dia amin'ny 🕟07ora maraina hatramin'ny 11ora atoandro🕟.

Koa manasa antsika ho tonga eny amin'ny birao na ao amin'ny hafatra miafina raha mila fanazavana mahakasika ny fampianarana 🚘mamily fiara🚘.

🏢Tsiadana🏢
🏢Nanisana🏢

☺️Mirary soa hatrany o!☺️


15/06/2026

👋Miarahaba e!👋

Efa tonga ny Bordereau d'envoi ho an'izay nanao fanadinana ny 📅volana Mey📅 rehetra, afaka mandalo ety amin'ny birao maka izany.

Tsiadana 🏢
Nanisana 🏢

Amin'ny 06h30 hatramin'ny 16h ny ora fisokafan'ny birao ho an'ny alatsinainy hatramin'ny Zoma.
Amin'ny 07h hatramin'ny 11h kosa ny sabotsy.

🙂Mirary soa 🙂


15/05/2026

👋Salama e!👋

Efa tonga indray ny bordereau hatramin'ny 📅28Aprily2026📅.

Amin'ny 06h30 hatramin'ny 16h no misokatra ny birao ny andavan'andro, Tsiadana sy Nanisana.

😊Mirary soa o!😊


11/05/2026

👋😊Miarahaba antsika e!👋😊

Efa tonga ety amin'ny birao ny bordereau d'envoi ho an'izay nanao fanadinana conduite ny 📅30Marsa hatramin'ny 21Aprily 2026📝📅.

☺️Mirary soa hatrany e☺️


27/04/2026

😊👋Am-pifaliana no iarahabana antsika rehetra 😊👋

Ho an'izay mbola tsy mahita ny birao eny Nanisana dia inty misy horonan-tsary fohy entinay anehoana antsika ny toerana sy ny 🏢biraonay🏢 eny Nanisana, akaikin'ny "Ambassade de Chine", ampitan'ny 🌴ministeran'ny tontolo iainana🌴.

_______________________________________

👋😊Nous sommes très heureux de vous accueillir 😊👋
Pour ceux qui ne trouvent pas encore notre localisation à Nanisana , voici une courte vidéo qui va vous montrer notre 🏢bureau situé à Nanisana🏢 près de l'ambassade de Chine en face du 🌴ministère de l'environnement🌴.

20/04/2026

👋Miarahaba antsika rehetra e 👋

Efa tonga ny Bordereau d'envoi ho an'izay nanao fanadinana 📝16, 17, 23, 24 Marsa 2026 📝.
Afaka mandalo ety amin'ny birao maka azy.

🙂Mirary soa tompoko 🙂


Address

Lot VA 29 Tsiadana
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:30 - 17:00
Tuesday 06:30 - 17:00
Wednesday 06:30 - 17:00
Thursday 06:30 - 14:00
Friday 06:30 - 17:00
Saturday 07:00 - 12:00

Telephone

+261340248464

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Auto-École NANOA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category