GDF garage

GDF garage Service d'entretien et de réparation Automobile
Spécialité Turbo

fATATRAO VE FA TSY VIDANGE IRERY NO ANTSOINA OE ENTRETIEN !Nahazatra antsika gasy dia rehefa oe hanao entretien fiara di...
03/06/2025

fATATRAO VE FA TSY VIDANGE IRERY NO ANTSOINA OE ENTRETIEN !

Nahazatra antsika gasy dia rehefa oe hanao entretien fiara dia vidange moteur izay,
Kanefa dia betsaka ireo tokony atao entretien toy ny turbo, injecteur, frein, mécanique général sns eeeee!

Betsaka ko isika no tsy mahatadidy fotoana tokony anao entretien.
Betsaka ko isika no tsy misy vola mivaingana rehefa tonga ny fotoana hanao entretien

Tsy zarizary noho izany ilay entretien ka lasa mia ratsy ny état fiarantsika

SOLUTION VE ?

Abonnement d'entretien véhicule mensuel e!
à partir de 59.000ar/mois

Izahay sy ny carnet d" entretien no ampatsiahy anao oe tokony efa entina atao entretien frein ohatra ny fiaranao.
Miala ny akamaron'ireo adi-tsaina mahazo anao toy ny panne tampoka fa alainay amin'ny depanneuse ianao.
Vao misy manelingelina anao ny fihetsiky ny fiaranao dia afaka mandalo ianao atao LITE Check.
Rehefa hanao entretien ianao dia fotoana sisa tadiavinao fa tsy mitady pièces ianao ary tsy miantoka pièces na Main d'oeuvre ihany koa.

Gdf garage
Service d'entretien et de réparation automobile

Tel: 034 99 036 22
038 76 076 05

Adresse: Entre Jovena Andranomena et Aurlac Ambohibao : 034 62 621 39 : 038 13 697 46
31/05/2025

Adresse: Entre Jovena Andranomena et Aurlac Ambohibao

: 034 62 621 39

: 038 13 697 46

FILAM-BANINY VE IRETO CAPTEUR IRETO SA AHOANA ?Hatramin'izay ny fiara tsisy capteur ao anaty moteur ao,nahavita mandeha ...
31/05/2025

FILAM-BANINY VE IRETO CAPTEUR IRETO SA AHOANA ?

Hatramin'izay ny fiara tsisy capteur ao anaty moteur ao,
nahavita mandeha tsara, matajaka tsara, tsisy olana,
fika fotsiny io mba tsy afahan'ny olon-tsotra hikitika moteur
intsony fa voatery manatona garage !. Business io !

Zao ary ny asan'ireo e, mitatitra information be dia be ireo
capteur ireo makany amin'ny calculateur, afahan' ity farany
mahalala ny zava misy rehetra miseo sy makasika ny moteur
en temps réel, mafana ve, be carburant loatra ve, be rivotra ve,...
.. Mbola hitohy

Technicien avy ato amin'ny GDF garage

Diagnostic, Réparation, Entretien Automobile

Adresse: Entre Jovena Andranomena et Aurlac Ambohibao

: 034 62 621 39

: 038 13 697 46

31/05/2025
MAFINARITRA AHY MAHITA ITO TEMOIN ABS LASA MIREHITRA ITOMANDEHA ZANY IZY IO MATOA MIREHITRA ! Diso ianao !, raha mirehit...
30/05/2025

MAFINARITRA AHY MAHITA ITO TEMOIN ABS LASA MIREHITRA ITO
MANDEHA ZANY IZY IO MATOA MIREHITRA !

Diso ianao !, raha mirehitra io dia misy olana no dikany,

Fa nga moa tsy resaka frein io? , za nge ka tafajanona tsara foana izay e,
indrindra rehefa mandeha embouteillage?

Ka tsy hitanao ny tena asan'io raha tsy ianao ilay mandeha mafy,
ilay mijanona tampoka be iny.

Inona zany no tokony ataoko ?

Ento any amin'ny garage ny fiara fa mila atao diagnostic éléctronique io.

Ny frein dia tsy fisangy, aleo aza fiara tsy mety mandeha, toa izay fiara tsy mety mijanona.

Technicien avy ato amin'ny GDF garage

Diagnostic, Réparation, Entretien Automobile

Adresse: Entre Jovena Andranomena et Aurlac Ambohibao

: 034 62 621 39

: 038 13 697 46

FINGOTRA BE ILAY FREIN MARINA !  LOZA ! , TANDREMO !Rehefa itsahanao ny pé**le de frein dia mandefa pression hydraulique...
29/05/2025

FINGOTRA BE ILAY FREIN MARINA ! LOZA ! , TANDREMO !

Rehefa itsahanao ny pé**le de frein dia mandefa pression hydraulique izany makany amin'ny plaquette de frein,
ary mamikotra mafy amin'ny disque de frein, ka lasa manena na manajanona ny fihodin'izany.
Fanontanina azafady, misy fotoana ilay pé**le hitsahana, vao kitihana dia mahazo,
misy fotoana nefa ambany be, inona no mety olana ?

Araka ilay fanazavana tetsy ambony, resaka pression no lalaovina ao,
mety misy rivotra tafiditra ao anatin'io système hydraulique io,
zao ny olana,
ny lockhead rehefa atosika dia tsy dia miova na tsy miova ny volume-any,
ny rivotra kosa dia vao potserina dia miova be mihitsy ny volume-ny, ka izay
ilay henonao otrany oe tsy mahazo mitsy nefa efa voahitsaka be ny pé**le.

Tandremo fa aleo fiara tsy tafa hetsika toa izay fiara tsy mety mijanona !

Technicien gdf garage
Diagnostic, Réparation, Entretien

Adresse: Entre Jovena Andranomena et Aurlac Ambohibao

: 034 62 621 39

: 038 13 697 46

Address

Ambohibao
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GDF garage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share