Jovena Haingo Antanimena

Jovena Haingo Antanimena Station-service
Nouvelle Gérance
Carburants-Lubrifiants-Gaz
Boutique
034 88 996 95

Miarahaba daholo indray!👋🎄Fihenam-bidy vaovao be no omena antsika mpanjifa amin’izao  volana desambra  izao miarakamin’n...
04/12/2025

Miarahaba daholo indray!👋

🎄Fihenam-bidy vaovao be no omena antsika mpanjifa amin’izao volana desambra izao miarakamin’ny «MASAO NY FARAN’NY TAONA » miarakamin’ny VITOGAZ ny 𝟮𝟵 𝗻𝗼𝘃𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝟯𝟭 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮

💚Bouteille 9kg + kit fatapera complet : 𝟭𝟱𝟬.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 (raha tokony ho 212.000 Ariary)
💚Bouteille 9kg + pack connectique : 𝟭𝟯𝟭.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆 (raha tokony ho 184.000 Ariary)

Ka aza tara ary fa tongava aingana manantona ety amin’ny Jovena Haingo Antanimena fa ianao sisa no andrasana 😊

Mirary tontolo andro mahafinatritra foana ho antsika rehetra!💚🎄

💜💙♥️
📞 +261 34 88 996 95
💚

Salama daholo!👋Izahay eto amin’ny Jovena Haingo Antanimena dia faly miarahaba antsika rehetra TRATRY NY ASARAMANITRA !🇲🇬...
26/06/2024

Salama daholo!👋

Izahay eto amin’ny Jovena Haingo Antanimena dia faly miarahaba antsika rehetra TRATRY NY ASARAMANITRA !🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Manaova fety sambatra daholo!🎉🇲🇬🎊🇲🇬🎊🎇



Miarahaba daholo!Fetim-pirenena miavaka sahady miarakamin’ny jovena an!🇲🇬🇲🇬Mandritran’ny volana Jona dia tongava manjfa ...
04/06/2024

Miarahaba daholo!

Fetim-pirenena miavaka sahady miarakamin’ny jovena an!🇲🇬🇲🇬

Mandritran’ny volana Jona dia tongava manjfa PREMIUM LUB JOVENA na miantsena ao amin’ny BOTIKA manomboka ny “30 000 ar “dia mahazoa ticket tombola izay mety ahazoana fanomezana maro be :

🏍️Moto misy vitesse 100cc miisa 4
📺Fahitalavitra 50’’ miisa 3
⛽️Carburant 50L miisa 15
Sns maro be…..🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁

Tolotra manomboka ny 3 jona mifarana ny 3 jolay ka tongava ary manjifa eto @ Jovena Haingo Antanimena.

Tongava maro eee!


🇲🇬
+261 34 88 996 95

Manaova fety sambatra daholo!🎉
01/04/2024

Manaova fety sambatra daholo!🎉


🌸🌸Faly miarahaba ny vehivavy rehetra izahay ekipa eto amin’ny Jovena Haingo Antanimena🌸🌸🌸🌸Mirary tontolo andro mahafinar...
08/03/2024

🌸🌸Faly miarahaba ny vehivavy rehetra izahay ekipa eto amin’ny Jovena Haingo Antanimena🌸🌸

🌸🌸Mirary tontolo andro mahafinaritra be ho anareo andriambavilanitra rehetra🌸🌸



🌸

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny Noely!🎄🎅🎊Manaova fety sambatra daholo🎄🎊🧑‍🎄
25/12/2023

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny Noely!🎄🎅🎊
Manaova fety sambatra daholo🎄🎊🧑‍🎄

Salama daholo!Efa tena manakaiky ny fety oo🎊🎊 dia tsy adinonay mihitsy ny manome fahafaham-po ho anareo mpanjifaTongava ...
19/12/2023

Salama daholo!

Efa tena manakaiky ny fety oo🎊🎊 dia tsy adinonay mihitsy ny manome fahafaham-po ho anareo mpanjifa

Tongava manjifa ety @ Jovena Haingo Antanimena fa misy fanomezana foana 🎁

🟩Maka carburant na mividy lubrififants manomboka ny 100 000 ar = YouZou 50CL

Mbola misy tolotra maro hafa sy ny entana promotions maro be ihany koa an.

Miandry anareo ary o!

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra!


#+261 34 88 996 95

Izahay ekipa rehetra eto amin’ny Jovena Haingo Antanimena dia faly miarahaba antsika rehetra TRATRY NY ASARAMANITRA!🇲🇬🇲🇬
25/06/2023

Izahay ekipa rehetra eto amin’ny Jovena Haingo Antanimena dia faly miarahaba antsika rehetra TRATRY NY ASARAMANITRA!🇲🇬🇲🇬

♥️Ho tontolo andro feno fitiavana ho anareo rehetra eee! ♥️Mandalova miantsena fa feno entana «Spécial St Valentin »♥️♥️...
14/02/2023

♥️Ho tontolo andro feno fitiavana ho anareo rehetra eee! ♥️

Mandalova miantsena fa feno entana «Spécial St Valentin »

♥️♥️♥️

+261 34 88 996 95

Salama daholo 👋📣Misy PROMOTION be ny Nutella 350g et 180g ato amin’ny botika Jovena Haingo Antanimena (en face PK0) efa ...
18/10/2022

Salama daholo 👋

📣Misy PROMOTION be ny Nutella 350g et 180g ato amin’ny botika Jovena Haingo Antanimena (en face PK0) efa maro nanjifa fa aza tara.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra!🌺


📞 +261 34 88 996 95

Address

Face PK0 Marché Stade Malacam, Rue Ampanjaka Toera
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 05:00 - 20:00
Tuesday 05:00 - 20:00
Wednesday 05:00 - 20:00
Thursday 05:00 - 20:00
Friday 05:00 - 20:30
Saturday 05:00 - 20:00
Sunday 05:00 - 20:00

Telephone

+261348899695

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jovena Haingo Antanimena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Jovena Haingo Antanimena:

Share

Category