28/07/2023
Nihazo ny RN4 indray ny Tsara Tolotra Location 2 ème vague🛣️ ka tonga soamatsara any Mahajanga sy ny hafanany 🏖️🏖️. Ianareo koa mbola ao anatin 'ny fialan tsasatra tanteraka isika ka🌈 fandrio dien' zao date fa efa tena vitsy sisa ny malalaka an. 🙂
Tsara Tolotra Location, toujours à votre service !
📞📞 034 63 095 26 / 034 83 702 45