27/05/2026
🚗 MITADY FIARA HOFAINA VE IANAO?
ETO izahay Hanome fahafaham-po ho anao 🥰
✅ Fara malalaka ho an'ny fianakaviana
✅ En ville na Peripherie na any amin'ny faritra
✅ Mariage na funérailles na sortie en famille na courses sns...
👤 Fiara miaraka amin'ny mpamily efa matihanina.
💰 Vidiny natao mirary
👉Fanazavana fanampiny? :
☎️ Whatsapp :
034 88 122 84