28/09/2021
Misaotra anareo izay efa nametraka fitokisana taminay tamin'ny Dia izay nataonareo.Tsy handiso fanantenana anareo izahay amin'ny tolotra izay andrasanareo.Aza misalasala miantso ny laharana 034.14.031.03 na mandefa mp fa vonona hamaly anareo amin'ny fotoana rehetra izahay.Tsy mialon-jafy na vahiny na terantany izahay.
Ireo fiara azo tsidihina amin'ny dia izay hokasainareo ho atao:
4*4 Ford Ranger
4*4 Rexton
Grand Starex H1
Grand Starex Prémium
JHAY Location est à votre disposition aux voitures de bonne qualités et bien entretenues avec des chauffeurs expérimentés.
Pour votre déplacement en ville où en province,pour événement familial ; n'hésitez plus de nous contacter au 034.14.031.03 ou envoyer en mp votre réservation !