08/08/2026
✨ **Fanadiovana lalina sy feno ny fiaranao!** 🚗
Averinay ho madio sy mamirapiratra toy ny vaovao ny fiaranao. Ataonay ny fanadiovana anatiny sy ivelany amin'ny antsipiriany: seza, tapis, tableau de bord, fitaratra, ary ny karosserie.
✅ Fanadiovana lalina
✅ Fikarakarana amin'ny antsipiriany
✅ Vokatra madio, mamerovero ary manjelanjelatra
Miantso na mandefa hafatra mihafina .
038 34 076 50.