20/02/2023
Salama daholo tompoko, izahay Ato amin'ny Auto Diag Pro dia afaka mamaha ny olan'ny fiaranao amin'ny alalàn'ny diagnostic.
❌kely aina
❌ misy voyant rouge ny tableau de bord
❌manetroka mainty
❌tsy mety velona
❌...
Afaka manao ny réparation mécanique koa izahay.
Koa aza misalasala miantso mivantana ny laharana 034 98 062 20 na 034 43 207 62 na midira MP avy hatrany..