19/10/2021
------Arrivage vonjivonjeo fa vitsy ihany ny stock--------
Auto radio double din avec écran tactile 7 pouce
Efa tonga dia miaraka @ kit complet ( caméra de recule ,commande au volant ,telecommande)
Tsara sary be na n'y caméra na ny auto radio
=>Tsy ho sahirana intsony izany hanao créneau�
Tsy misy lecteur cd izy fa misy bluetooth ,sd card ,front usb ,aux sy fm radio
=>Prix 300 000 ar
-- Contact : 034 11 339 29
-Toerana Ambohitrimanajaka
- Manao livraison izahay
- Mandefa any aminy Faritra