TVS Madagascar By Funbike

TVS Madagascar By Funbike Concessionnaire de la marque TVS Motorcycle à Madagascar.

Voninahitra ho an'ny Funbike , mpizara ofisialin'ny TVS eto Madagasikara, ny hisolo tena ny firenena any amin'ny Africa ...
14/08/2026

Voninahitra ho an'ny Funbike , mpizara ofisialin'ny TVS eto Madagasikara, ny hisolo tena ny firenena any amin'ny Africa Partner Summit 2026.

Nanainga androany ny équipe hisolo tena antsika, ary handray anjara mandritra ny telo andro feno amin'ity fihaonambe ity. ✈️ 🇮🇳

Fotoana hihaonana amin'ny fianakaviamben'ny TVS maneran-tany, sy hanamafisana ny fiaraha-miasa mba hitondra hatrany ny tsara indrindra ho anao. 🤝

Araho hatrany ary ny pejy mba hafantaranao ny tohiny ✨

TVS Motor Company TVS Motor Africa TVS Madagascar By Funbike

🏍️ SPECIAL PROMO TVS HLX 125 4V! 🏍️Raha mitady moto matanjaka, no mitsitsy solika ary azo itokisana ianao! Ny TVS HLX 12...
12/08/2026

🏍️ SPECIAL PROMO TVS HLX 125 4V! 🏍️

Raha mitady moto matanjaka, no mitsitsy solika ary azo itokisana ianao! Ny TVS HLX 125 4 vitesses dia anisan’ny tena ao anatin’izay ilainao izay.🚀

Ary misy fihenambidy manokana izy am’ity volana aogositra ity : 5.950.000 Ariary ihany dia ahazoana azy.🔥

Ho fanampin’izany, misy ireo fanomezana manokana toy ny:
✓ Assurance mandritra ny 12 volana
✓ Essence mitentina 50.000 Ar
✓ Vidange voalohany maimaim-poana
✓ Casque iray maimaimpoana

Aza avela handalo ity tolotra manokana ity ! Tongava any amin’ny showroom Funbike akaiky anao, na antsoy ny +261 20 78 266 80.

ANTSOY AINGANA IRETO LAHARANA FINDAY IRETO :
👇👇👇👇👇👇👇

📍Ambodivona :
📲 033 51 134 42
📍Andrefanambohijanahary :
📲 033 37 134 36

12/08/2026

"Mahafinaritra ny TVS !" 🔥

Izany ny hafatra fohy avy amin'ny mpanjifantsika nahazo ny HLX 150 ❤🩵.

Arahabaina ianao tompoko fa nahazo ny anjaranao 🎉

Antsoy izahay na tongava eny amin'ny mpanijara akaiky anao raha te hanjifa ny motos TVS koa ianao.

📞 : 033 51 134 42 / +261 20 78 266 80

Efa miandry ato ihany koa ny anjaranao ka aza tara e!

Funbike

07/08/2026

TVS HLX 100 🏍️🔥

Misaotra sy mankasitraka ny namatsika avy any Ankazobe any, tonga naka ny anjara motony androany e ! 🙏🎉

Enao indray no manaraka ooooo 😎
Aza misalasala fa manantona na miantso anay amin'ny 033 51 134 42 📞

Zay no hafatra kely ho an'ny namatsika rehetra eeee 💪🔥

Funbike
TVS Madagascar By Funbike

Ho avy agny koa agnay ! 🚀🔥TVS Madagascar dia faly hanotrona sy hikarakara ny FESTIVAL AMBODIVOARA izay anisan'ny festiva...
06/08/2026

Ho avy agny koa agnay ! 🚀🔥

TVS Madagascar dia faly hanotrona sy hikarakara ny FESTIVAL AMBODIVOARA izay anisan'ny festival goavana ao Fandriana amin’ity volana aogositra ity. ✨

Efa vonona va agnareo raona ?

Avia hizaha ny King Deluxe sy motos TVS isakarazany miaraka aminay. Sady miala voly ro mitondra mody. 😏

Hiaraka amintsika amin'io ihany koa ny SMMEC , mpiara-miombon'antoka ara-bola, hanampy amin'ny lafiny famantsiam-bola sy fampiasam-bola ary ny fepetra rehetra tokony ho fantatra.

Maro ny hetsika miandry antsika ao :

🎉 Carnaval, Foire, Savika, ary Grand Show miarka amin’ny artista malaza maro samy hafa.

📅 Ny 13 - 16 Aogositra

📍 Fandriana, Amoron'i Mania, 308

Eko ina roa ro andrasana fa dia andao hiaraka ho agny aby atsika miagnakaby.🏍️

Tongava maro! 🙌

03/08/2026

🏍️💨 Rock ny Alakamisy Fenoarivo ! 🔥

Nihaona tamin'ny fitondrana marani-tsaina, tamin'ny herin'ny Tuk-Tuk TVS ary tamin'ny fifaliana be dia be ! 🎉

Test ride tena sur terrain, mpitondra maro mafinaritra, ary ny toe-tsaina TVS teto Alakamisy Fenoarivo ! 🏁✨

Misaotra ianareo rehetra nahatonga izao andro izao ho tena tsara ! ❤️

Ianao ve efa nanandrana ny TVS ? Lazao anay ao am cmmentaire ao hoe 😏👇

Fort Dauphin 🇲🇬Zava-dehibe aminay ny mampandroso ny mpampiasa vokatra TVS sy ny fiaraha-monina erak’i Madagaskara. ✨Reha...
31/07/2026

Fort Dauphin 🇲🇬

Zava-dehibe aminay ny mampandroso ny mpampiasa vokatra TVS sy ny fiaraha-monina erak’i Madagaskara. ✨

Reharehanay ary faly izahay miaraka amin'ny Nourah STORE, mikarakara fanentanana sy fitiliana ara-pahasalamana maimaim-poana eto Fort Dauphin. Anisan’ny porofo fa mikarakara ny mpanjifa izahay, ary mihoatra lavitra ny varotra ny tanjona, mba hanasoavana ireo mpanjifa.

Fiara TVS miisa 100 no natolotra tany Taolagnaro tao anatin'ny telo volana farany monja, dia mampiseho izany dingana lehibe izany ny fitokisana mitombo hatrany omen'ny mpanjifa ny marika TVS. 🫶🏻

📢 Mbola mitohy rahampitso Sabotsy 01 Aogositra ny hetsika ka tongava maro!
📍 Toerana: Station Total AMPAMAKIAMBATO, Fort Dauphin

Aza adino fa hisy tolotra maimaimpoana toy ny :
- vidange sy graissage
- diagnostic ho an’ny tuk-tuk
- fihenam-bidy 5% amin’ireo kojakoja

Ho an'ny dia azo antoka kokoa, fiaraha-monina salama kokoa ary fifandraisana mafy o***a kokoa. 🏍️🔥

💙 TVS dia eo anilan’ireo mpanjifa hatrany.

Toy ny mahazatra dia faly foana izahay eto amin'ny TVS Madagascar sy Funbike manohana ny hetsika toy izao !Sponsor offic...
28/07/2026

Toy ny mahazatra dia faly foana izahay eto amin'ny TVS Madagascar sy Funbike manohana ny hetsika toy izao !

Sponsor officiel ny FOARA NY TANTSAHA, izay karakarain'ny Kaominina Ambanivohitra Alakamisy Fenoarivo, izahay ary dia manasa anareo rehetra handray anjara amin’izany 🤝.

📅 Ny 29-30-31 jolay ka hatramin'ny 01-02 aogositra 2026 ny fotoana tsika, ao amin'ny Tsena Alakamisy Fenoarivo.

Ahitana trano heva maro momba ny fambolena, ny fiompiana, ny asa tanana ary ny fandraharahana eny ambanivohitra.🌾

Hisy ireto tolotra manokana ireto ihany koa mandritry ny foara :

🛺 TVS King Deluxe Plus (na tuctuc) : 16.300.000 Ar raha 16.900.000 Ar teo aloha

🏍️ Hihena -8% ny vidin'ireo motos routières, ary miampy casque maimaim-poana ho an'izay rehetra manjifa an'izany amin'io fotoana io.

Ho an'ny ankizy : hisy kilalao maro natokana ho azy ireo eo an-tokotanin'ny EPP miaraka amin'ny Raitra Disney, face painting, barbe à papa, pop corn, glace cornet, château gonflable, ary lalao maro hafa.🎪

🎙Ary ho famaranana ny foara dia hisy hiragasy goavana hiarahana amin'ireo tarika Rafarahasimanga Georgine (Ambohimandroso) sy Razafindrabary (Ambatoantrano), ny alahady 02 aogositra 2026 amin'ny 10 ora maraina, ao amin'ny Kianja Maintso Ambohitsaratelo Vontovorona.

Tongava maro, ary aza misalasala raha misy fanontaniana na mila fanazavana fanampiny.

Miaraka isika manohana ny tantsaha malagasy ! 💪 🇲🇬

⚽🔥Nahafinaritra be nareo😍🥹Sary mamy kely santionany tamin’ny fotoana niarahantsika nandritra ny Final coupe du monde 202...
27/07/2026

⚽🔥Nahafinaritra be nareo😍🥹

Sary mamy kely santionany tamin’ny fotoana niarahantsika nandritra ny Final coupe du monde 2026 teny amin'ny FAN PARK izay nokarakarain'i TVS sy Funbike ❤️💙.

Feno hafaliana, fientanentanana ary fifampizarana niarahan'ireo mpankafy baolina kitra, nijery mivantana tamin’ny écran géant ny lalao final coupe du monde, ary nihaonan'ireo mpakafy motos TVS rehetra ihany koa. 🔥

Inoanay fa faly daholo ianareo, ary nahazo fy tsara nandritra an’iny fiarahana iny. 🫶

🙌🔥Misaotra anareo rehetra tonga nanatevin-daharana sy niara-nankafy ity fotoana manokana ity niaraka tamin’ny TVS Madagascar .

Mbola hisy fotoana maro hafa hiarahana !

🏍️🔥

Address

Lot TH 4 E Ambodivona
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261335113442

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TVS Madagascar By Funbike posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TVS Madagascar By Funbike:

Shortcuts

Share