Mia shop

Mia shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mia shop, Antananarivo.

Bienvenue dans notre page Facebook👌
Si vous cherchez des decorations en PVC ou photos en PVC ou bien les accessories quatidiennes
Vous êtes sur la bonne page...

30/04/2026

tuto Gemini fanoloana akanjo ,
commentaires 👇

02/01/2026

TSY NY MOTIVATION NO HANAVOTRA ANAO .
FA NY DISCIPLINE.
👉 Raha miandry hihamora ny fiainana ianao vao hihetsika dia ho very fotoana.
👉 Raha manangana discipline ianao dia hiova ny hoavinao.

🧲 ❝ Ny fanaintainana vetivety no vidin’ny fiainana matanjaka. ❞
❝ Ataovy androany, na very ianao rahampitso. ❞

---

Nisy fotoana:
Be nofinofy ianao 😔
Be projet, be tanjona
Fa tapitra foana amin’ny “raha mbola manana motivation aho”
Mifoha maraina ianao → reraka
Manomboka zavatra → ajanona
Mahita olona mandroso → manontany tena

“Fa maninona ry zareo no mahavita, fa izaho tsy mahavita?”
👉 Tsy hoe tsy manan-tsaina ianao.
👉 Tsy hoe tsy ampy talenta ianao.
❌ Fa tsy mbola manana DISCIPLINE MAFY.

💥(VAKIO TSARA)
Ny olona:
mahavita → tsy miankina amin’ny toe-po
mandroso → tsy miandry motivation
tonga eny an-tampony → manao izay tsy tian’ny vatany
📌 Ny discipline dia fanaovana izay tokony hatao, na tianao izany na tsia.

---

🔧 🥇 Ireto no fomba hananganana DISCIPLINE MAFY:
1️⃣ Atsaharo ny fifampiraharahana amin’ny tenanao
❌ “Hataoko rahampitso”
❌ “Rehefa tsara ny toe-po”
✅ Ataovy izao. Vita. Tsy misy adihevitra.
2️⃣ Manomboka amin’ny KELY fa atao ISAN’ANDRO
10 minitra miasa
10 minitra mianatra
10 minitra manatsara tena
👉 Ny kely averina isan’andro no manangana olona lehibe.
3️⃣ Ataovy MASINA ny fotoana
📵 Tapaho ny distraction
⏰ Manàna ora raikitra
👉 Raha tsy hajainao ny fotoananao, tsy hisy hanaja anao.
4️⃣ Manao zavatra NA DIA tsy misy mahita aza
📌 Eto no teraka ny tena herinao
📌 Eto no mitsangana ny olona mahery

🧠 “Ny olona malemy miandry motivation.
Ny olona mahery manangana discipline.”
💡 Tsy ny vintana no mampandresy anao.
💡 Tsy ny talentanao no hahatonga anao ho ambony.
🔥 Fa ny discipline ataonao rehefa tsy misy mahita.

🚀 Raha manana discipline ianao:
✅ Hahita vokatra
✅ Hahatoky tena
✅ Hifehy ny fiainanao
✅ Tsy ho voafehin’ny tahotra intsony
👉 Hihaona eny an-tampony isika.

---

❤️ Avelao ❤️ raha vonona hiova ianao💬
🔁 Zarao amin’ny namanao izay mbola mi

🏡 Hamindra tany vé ianao?📄 Fantaro ary ireo taratasy ilaina rehefa hanao fahazahoan-dalana momba ny famindrana tany :📑 F...
30/12/2025

🏡 Hamindra tany vé ianao?

📄 Fantaro ary ireo taratasy ilaina rehefa hanao fahazahoan-dalana momba ny famindrana tany :

📑 Fanamarinana fananan-tany (certificat de situation juridique) latsaky ny 3 volana.

🗺️ Sarin-tany ofisialy miaraka amin’ny “coordonées Laborde” (manontolo na fananana iraisana).

📐 Sarin-tany ofisialy dimy (5) miaraka amin’ny “coordonées Laborde” ho an’ny fanavahana tany (morcellement).

👨‍👩‍👧‍👦 Fizaram-pananana (famindrana fandovana).

📜 Fanamarinana ny fandovana (famindrana fandovana).




23/12/2025

Comment envoyer votre CV par email ✉️
Quand vous postulez à une offre d'emploi par mail, il faut préciser bien votre message pour faire une bonne impression dès le départ 🙏🏻

Exemple de Mail :

À ( adresse email du recruteur)

Objet : Candidature – Poste de [intitulé du poste]

---

Message :

Bonjour [Madame/Monsieur ou Nom du recruteur],

Je me permets de vous adresser ma candidature pour le poste de [titre du poste]. Grâce à mon parcours, mes compétences et ma motivation, je suis convaincu(e) de pouvoir apporter une réelle valeur ajoutée à votre équipe.

Veuillez trouver ci-joint mon CV en format PDF, ainsi que les pièces complémentaires nécessaires. Je reste bien entendu disponible pour un échange à votre convenance, afin de discuter plus en détail de cette opportunité passionnante.

Dans l’attente de votre retour, je vous adresse mes salutations les plus distinguées.

[Votre nom complet]
[Votre numéro de téléphone]
[Votre adresse e-mail]

---

📝 Conseils à retenir :

1. Sauvegardez votre CV au format PDF : propre, lisible et professionnel 📄

2. Relisez toujours votre mail pour éviter les fautes d’orthographe 🤓

3. Adoptez un ton poli, professionnel mais chaleureux 💬

4. Nommez correctement votre fichier (ex : CV_Prenom_Nom.pdf) 📁



AMSI Conseil & formation

09/11/2025

🇲🇬🙏MBA AMPIANARO NY ANKIZY ANKEHITRINY ITONY ANKAMANTATRA ITONY:

Inona ary izany ? Dobokelin'Andriamanitra tsy azo hilomanosana ? Maso

Inona ary izany ?Tsy omby, tsy ondry nefa mahalala ny maintso hohanina ? Fanala na ranomandry

Inona ary izany ? Faladia ambony ranjo ? Ravin-tsaonjo na ravin-koririka

Inona ary izany ? Mihiratra tsy mahita azy, mikimpy vao mahita azy ? Torimaso na nofy

Inona ary izany ? Solabe minaonaona ? Aponga

Inona ary izany ? Akana vao mitombo ? Afo

Inona ary izany ? Aleveno aho haka ny taolako taloha ? Katsaka

Inona ary izany ? Izy efa-dahy milanja, kotokely mikapoka lalitra, ingahyNdriana mitiritirina ery am-piandrianana ? Omby

Inona ary izany ? Bataina tsy zaka, afindra mora foana ? Aloka

Inona ary izany ? Any an-tsaha no mamela-pandrika ka ny any an-tanana no voa? Fasana

Inona ary izany ? Kapain-tsy hita fery ? Rano

Inona ary izany ? Akao bararata tsy loaka aho hisotroako rano ? Fary

Inona ary izany ? Anaty rano tsy lena, an-tanety tsy malazo ? Aloka

Inona ary izany ? Ilay boka mitaingin-tseza ? Mananasy
Qu'est-ce que c'est ? Un lépreux sur son trône ? L'ananas

Inona ary izany ? Elobe tsy mipiaka ? Lanitra

Inona ary izany ? Alina izy tonga tsy nalaina, atoandro very tsy nangalarina ? Kintana

Inona ary izany ? Ilay mahia mihankin-drindrina ? Kifafa/sahafa

Inona ary izany ? Hohano aho hihinanako anao ? Sakay

Inona ary izany ? Andrahoin-tsy masaka, atono mora foana ? Volo

Inona ary izany ? Izay teraka lahy avokoa ? Lahin-jiro

Inona ary izany ? Soa tsy fangalatra ? Vadin-olona

Inona ary izany ? Vakiana ny vatam-paty, esorina ny lamba mena, vao tsakoy fa hitera-menaka ? Voanjo

Inona ary izany ? Loharano antendronkazo ? Voasary

Inona ary izany ? Ny ray aman-dreny mitsangana, ny zanaka mitsivalana ? Tohatra

© Malagasy ve ianao

MULTIPRISE PARAFOUDRE 5 lavaka miaraka am fil 3m misy USB 3 afaka ichargena fone sns cable sisa atsofokaIo ary le sary r...
22/10/2025

MULTIPRISE PARAFOUDRE 5 lavaka miaraka am fil 3m misy USB 3 afaka ichargena fone sns cable sisa atsofoka

Io ary le sary reel io nasiko masombolinay io🙄🥴
30000ar

Mino amzay oe SARY REEL ve 🤸🏾‍♂️🤸🏿

FANAMBOARANA COFITURE TAMARIN✅ Akora ilaina :°250 g tamarin (voasasa tsara, sy esorina ny fakany)°rano 0,5L ° siramamy m...
15/10/2025

FANAMBOARANA COFITURE TAMARIN

✅ Akora ilaina :

°250 g tamarin (voasasa tsara, sy esorina ny fakany)
°rano 0,5L
° siramamy mena 4 sotro
°vinaigre na jus de citron 2 sotro
°sakamalaho râpé kely (tsy voatery)
°sira 1 sotro kely
°menaka 1 sotrokely

✅ Fikarakarana :

•Alaina ny tamarin dia asiana rano mafana kely . Avela hilona kely 10 minitra eo ho eo dia haroy mba hivoaka tsara ilay ranony matevina.

•Avy eo dia atao anaty vilany ,atao ambony afo malefaka

•Arotsao ny: siramamy + vinaigre na jus de citron + sira

•Afangaro tsara amin’ny afo malefaka mandritra ny 15–20 minitra mandra-paharihitra sy somary matevina azy .

• Rehefa vita dia avela hangatsiaka tsara vao anaty gaine na bocale ,izay asianao azy ..
Afaka amidy 😋

•Afaka manampy sakay kely raha tiana

Mazotoa daholo 🥰

14/10/2025

🚨🔥Lany ny fanonganana an-dRajoelina
oui:130
Non:00
Maty: 01

ORINASA CANADIENNES MISOKATRA HO AN’NY INTERNATIONAL WORKERS (LMIA / VISA SPONSORSHIP)➡️ Ireto misy orinasa afaka andefa...
12/10/2025

ORINASA CANADIENNES MISOKATRA HO AN’NY INTERNATIONAL WORKERS (LMIA / VISA SPONSORSHIP)

➡️ Ireto misy orinasa afaka andefasana CV mivantana (Tsy mila agence / tsy mandoa frais amin’olona), Orinasa izay efa nahazo fankatoavana LMIA avy amin'ny Fanjakana Kanadiana.

1️⃣ McCallum Roofing Ltd

👉 Sehatra: Construction , Asa toiture sy laborers
👉 Toerana: Manitoba, Canada
https://www.mccallumroofing.ca

2️⃣ Ben Wiebe Construction Ltd

👉 Sehatra: Bâtiment , Chantier , Charpentier
👉 Toerana: Manitoba, Canada https://www.benwiebeconstruction.com

3️⃣ Glendale Industries Ltd

👉 Sehatra: Industrial Metal , Tanks Fabrication
👉 Toerana: Saskatchewan, Canada
http://www.glendaleindustries.com

4️⃣ Burns Maendel Consulting Engineers

👉 Sehatra: Ingénierie , Bureau Technique
👉 Toerana: Manitoba, Canada
https://www.bmce.ca

5️⃣ Brandon Clinic

👉 Sehatra: Medical , Health Support Jobs
👉 Toerana: Manitoba, Canada
https://www.brandonclinic.com

6️⃣ Saputo Dairy Products Canada

👉 Sehatra: Usine lait , Emballage , Production alimentaire
👉 Toerana: Québec & Manitoba https://www.saputo.com/en/careers

7️⃣ Canada Packers (Maple Leaf Foods)

👉 Sehatra: Usine viande sy emballage
👉 Toerana: Canada maro (Toronto, Manitoba, Saskatoon) https://www.mapleleaffoods.com

8️⃣ Walsh Construction Canada

👉 Sehatra: Construction lourde , Routes , Ponts
👉 Toerana: Ontario & Manitoba https://www.walshgroup.com/careers.html

9️⃣ The Wellness Clinic Canada

👉 Sehatra: Santé , Admin médical , Massage assistant , Aide soignante, infirmièr
👉 Toerana: Ontario, Canada
https://thewellnessclinic.ca

1️⃣0️⃣ Koch Fertilizer Canada, ULC

👉 Sehatra: Chimie industrielle , Fertilizer plant
👉 Toerana: Manitoba
https://www.kochcareers.com

1️⃣1️⃣ Gateway Mechanical Services Inc

👉 Sehatra: Réfrigération , Maintenance , HVAC
👉 Toerana: Alberta, Canada https://www.gatewaymechanical.ca/careers

1️⃣2️⃣ Keller Developments

👉 Sehatra: Construction immobilière , logements
👉

🇷🇺 𝙏𝙎𝙔 𝙈𝙄𝙎𝙔 𝙈𝘼𝙃𝘼𝙕𝙊 𝙕É𝙍𝙊 𝙄𝙕𝘼𝙉𝙔 𝘼𝙉𝙔 𝙍𝙐𝙎𝙎𝙄𝙀 𝙍𝙀𝙃𝙀𝙁𝘼 𝙁𝘼𝙉𝘼𝘿𝙄𝙉𝘼𝙉𝘼Mpianatra iray 📚🇷🇺 mianatra any Russie no mitantara :👉 Any Ros...
09/10/2025

🇷🇺 𝙏𝙎𝙔 𝙈𝙄𝙎𝙔 𝙈𝘼𝙃𝘼𝙕𝙊 𝙕É𝙍𝙊 𝙄𝙕𝘼𝙉𝙔 𝘼𝙉𝙔 𝙍𝙐𝙎𝙎𝙄𝙀 𝙍𝙀𝙃𝙀𝙁𝘼 𝙁𝘼𝙉𝘼𝘿𝙄𝙉𝘼𝙉𝘼

Mpianatra iray 📚🇷🇺 mianatra any Russie no mitantara :

👉 Any Rosia, ny isa ambony indrindra amin’ny fanadinana dia 5️⃣…
Raha tsy mamaly na inona na inona ny mpianatra, ary manatitra feuille blanche, dia mahazo 2/5 😲

Tamin’ny andro voalohany nianarako tany amin’ny Université de Moscou 🎓❄️, dia tsy nahafantatra io rafitra io aho ka nanontany an’i Professeur Theodor Midraïev :

💬 “Ahoana no maha-logique an'izany hoe mahazo 2 ilay tsy namaly na inona na inona ? Fa maninona no tsy 0 ? Tsy izany ve no tokony ho ara-drariny ?”

Dia namaly tamim-pahamendrehana ny Professeur :
✨ “Ahoana no hanomezana 0 ho an’ny olombelona iray ?
Ahoana no hanomezana 0 an’ilay olona izay mifoha amin’ny 7 maraina mba hanatrika ny fianarana rehetra ?
Ahoana no hanomezana 0 an’ilay olona izay manohitra ny hatsiaka mangatsiaka ❄️ mba haka fiara fitaterana sy hahatongavana amin’ny fanadinana ara-potoana ?
Ahoana no hanomezana 0 an’ilay olona izay nandany alina maro nianatra, nandany vola hividianana penina , cahier ary solosaina mba hianarana ?
Ahoana no hanomezana 0 an’ilay olona izay nanolotra ampahany amin’ny ainy ho an’ny fianarany ?

Eto, anaka, tsy manome 0 izahay satria fotsiny hoe tsy mahafantatra ny valiny izy.
👉 Fa manaja farafaharatsiny ny maha-olona ❤️, ny fisian’ny saina 🧠 ary ny ezaka nataony.

Ny isa dia tsy fanehoana ny valin’ny fanadinana ihany, fa koa ny fankasitrahana ny ezaka sy ny fahavononana.” 🌟🙏

✍️Zo Rojomalala

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mia shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share