Koréa Automobile

Koréa Automobile Concessionnaire et immatriculation véhicules

10/06/2021

Efa tonga ny carte rose WWT sy WWA hoan'ny fiara sy hoan'ny moto hoanareo mi-renouveller izany.
N.B: tsy manome numero hoan'ny fiara sy moto tompoko izahay fa Manavao ny carte rose lany validité

26/05/2021

Manao papier Carte Rose WWT/WWA hoan'ny fiara.
Manao papier WWT/WWA hoan'ny moto.
Mivarotra pièces coréen occasion sy vaovao isan-karazany.

Send a message to learn more

26/05/2021

Send a message to learn more

Concession véhiculeImmatriculation véhicule
10/05/2021

Concession véhicule
Immatriculation véhicule

10/05/2021

Ny toerana ahitana ny Koréa Automobile eto Antananarivo dia ireto avy:
-Andraharo
-Ivato
-Ambodihady
-67Ha
-Andoharanofotsy
Téléphone :032 56 984 50

10/05/2021

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy sy ianareo mpanjifa rehetra !
Efa tonga ny pièces vaovao hoan'ny fiara Coréen toutes marques !
Fa ny pieces hoan'ny mini-bus no mbola tsy tonga hatreto aloha.
Efa afaka mi-renouveller ny carte rose WWT ihany koa ka aza misalalsala manantona.
Ho antsika any amin'ny faritra dia afaka mandefa toy ny mahazatra hatrany izahay.
Fa ho an'ny eto Antananarivo kosa dia efa manao livraison à domicile ihany koa izahay.
Afaka miantso avy hatrany ny numéro : 032 56 984 50 isika na ny pièces izany na ny carte rose WWT. Misaotra tompoko !

Address

Lot 2PQ Ambodihady
Antananarivo

Telephone

+261325698450

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Koréa Automobile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share