16/09/2026
🔥 FIHENAM-BIDY -50% ! 🛞
Ny Équilibrage pneu 1 dia 5 000 Ar fotsiny ny Alakamisy 17 Septambra! 😍
Na équilibrage fotsiny aza no ilainao, dia tongava aty amin’ny AMR PNEUS Andavamamba fa ho raisinay ianao, eny na pneus tsy novidiana tato aza. 🤝
⏰ Tongava maraina mba ho voaray aloha ianao, ka ho vita aloha ihany koa ny service-nao. 😉
⚡ Io andro io ihany ity tolotra ity, ka araraoty !
📍 AMR PNEUS Andavamamba