TIGRA ADN SCOOT Garage

TIGRA ADN SCOOT Garage L'amour de la Tigra 🐅 c'est notre ADN 🧬
Réparation de tout Scooter 4T ⚙️🔧
Preparateur de course 🔥

🚨🚨 ALERTE 🚨🚨Tigra 150 ABS Impeccable 🤤🤤Moteur Impec (entretien déjà effectuée)  Fourche Kit 🔥🔥Étrier Kit 4 piston 🔥🔥Glob...
23/09/2025

🚨🚨 ALERTE 🚨🚨
Tigra 150 ABS Impeccable 🤤🤤
Moteur Impec (entretien déjà effectuée)
Fourche Kit 🔥🔥
Étrier Kit 4 piston 🔥🔥
Globe Angel Eyes d'origine 👌
Porte Casque Kit
Rétro G6
Pneu impec 👌

Tongava malaky fa prix koba rah ny hatsarany 🔥🔥🚨🚨
Contact: 0389380162

🤔🤔 Olana matetika hita ity P0134 ity 🤔🤔🔧 Mipoitra ny Check Engine (Code P0134) – Inona no dikan’izany? ❓ Inona no midika...
31/07/2025

🤔🤔 Olana matetika hita ity P0134 ity 🤔🤔

🔧 Mipoitra ny Check Engine (Code P0134) – Inona no dikan’izany?

❓ Inona no midika hoe "P0134 – O2 Sensor No Activity"?

➡️ Midika izany fa tsy mamokatra signal intsony ilay sonde lambda voalohany (ilay eo aloha amin’ny pot d’échappement).
➡️ Ny ECU (calculateur) dia tsy mahazo valiny, ka mieritreritra fa tsy miasa ilay sonde.

⚠️ Inona no mety mahatonga azy?

🔸 ➡️ Sonde lambda efa simba
= Tsy mamaky tsara intsony ny entona avy amin’ny motera.
= Matetika dia vokatry ny hafanana be loatra, faharovan-tena, na fahanterana.

🔸 ➡️ Broche maloto, mitroatra, na tapaka
= Mety hoe tsy mifandray tsara ilay plug, ka tapaka vetivety ny courant.

🔸 ➡️ File miala vetivety na misy faux contact
= Noho ny vibration, dia miala kely ny courant ka mahatonga ilay Check Engine hiseho vetivety dia hanjavona.

🔸 ➡️ Solika ratsy na Menaka tafiditra amin’ny pot
= Mety mandoto ny sonde ka manakana azy tsy hahavaky tsara.

🔸 ➡️ Fivoahana amin’ny pot (trou alohan’ny sonde)
= Mety hitarika famakiana diso (fidiran’ny rivotra tsy voaditra).

✅ Inona no tokony hatao?

🔹 ➡️ Jereo sy diovy ny connecteur an’ilay sonde
= Ataovy azo antoka fa mifandray tsara, tsy misy oxyde, ary tsy tapaka.

🔹 ➡️ Testeo amin’ny multimètre raha mbola miasa
= Raha 0 ohm na infini, dia efa tapaka ilay sonde.

🔹 ➡️ Soloina raha hita fa tena simba
= Aleo misolo sonde vaovao de bonne qualité raha efa tsy mamaly intsony ilay taloha.

🔹 ➡️ Esory ny code Check Engine rehefa vita
= Atao diagnostic indray hahitana raha tsy miverina intsony ilay P0134.

🥵 Surchauffe indray no jerevan-tsika anio 🥵 ❗ ireto ny antony lehibe mahatonga ny surchauffe: 🔧 1. Joint de culasse na C...
30/07/2025

🥵 Surchauffe indray no jerevan-tsika anio 🥵

❗ ireto ny antony lehibe mahatonga ny surchauffe:

🔧 1. Joint de culasse na Culasse simba

Vakivaky na simba ➜ entona mafana mivoaka ➜ manafana loatra.
•Mety hiteraka: motera mihinan-drano, fifangaroan-drano sy solika, fahasimban'ny presse-étoupe.

🛠️ TIGRA TIP: Rehefa manolo joint dia fadio ny colle, ary tokony atao amin’ny clé dynamométrique ny serrage mba ho précis ny couple de serrage.

💧 2. Radiateur sy circuit de refroidissement tsentsina

•Rano maloto = circulation mikorontana ➜ tsy afaka manala hafanana ➜ mitarika surchauffe.
•Rano tsotra (robinet) = manangona loto sy minéraux.

🛠️ TIGRA TIP: Mampiasà liquide de refroidissement adaptée. Ataovy purge ara-dalana rehefa manolo rano.

🌡️ 3. Thermostat miraikitra na simba

Raha tsy misokatra tsara ➜ tsy mivezivezy ny rano ➜ miakatra tampoka ny hafanana.
•Mety ho tratran'ny sindrin'ny culasse (mi-gondole ozy tsika zay 😅) sy joint de culasse.

🛠️ TIGRA TIP: Tsapao sy jerena matetika ny thermostat. Raha tsy misokatra araka ny tokony ho izy ➜ soloina avy hatrany.

🛑 Raha mahatsikaritra:
•Hafanana miakatra tampoka
•Rano miha-lefy tsy hita hoe aiza
•Fofona na loko hafahafa amin’ny rano

👉 Aza miandry loza fa jerena avy hatrany.

📌 Nettoyage circuit refroidissement
📌 Remplacement thermostat et joint de culasse
📌 Liquide de refroidissement

🔥🔥 Hiresaka momban'ny Boite isika androany 🔥🔥Fanontaniana miverimberina matetika ilay oe "aona ry zalah ny grammage gale...
29/07/2025

🔥🔥 Hiresaka momban'ny Boite isika androany 🔥🔥
Fanontaniana miverimberina matetika ilay oe "aona ry zalah ny grammage galet rah 150 standard le moto"
Valiny: Tsy misy valeur absolue ny grammage galet fa misy facteur maromaro ny angalana azy:
•Ny config moteur (standard/ Gros Cylindré)
•Ny composants ao anaty boite (vario/masselotte/cloche/ressort de poussé/poulie/courroie)
•Ny poids pilote

Miankina amin'ireo points 3 ireo ny akana réglage'ny grammage galet fa tsy voatery mety aminao ny grammage mety amin'ny hafa na dia samy 150 standard ary hoatra ilay moteur 👌👌👌
Ho avy tsy ho ela ny porte ouverte 💥💯
Arao tsy tapaka ny Page 😉

Pour le compte d'un Client !!Vend à contre cœur à un prix très intéressant..Tigra 150 ABSCylindre 59mmBoite Kit complet ...
23/05/2025

Pour le compte d'un Client !!
Vend à contre cœur à un prix très intéressant..

Tigra 150 ABS
Cylindre 59mm
Boite Kit complet
Globe avant Diablo
Amortisseur Kit Double R
Échappement Kit
Tapis PGO 4pcs
Rétroviseur G6
Peinture neuve
Selles Kit confection
Moto très bien entretenu.

L'équipe Tigra ADN Scoot Garage vous souhaite une bonne et heureuse année 2️⃣0️⃣2️⃣5️⃣ 🎉🎊
31/12/2024

L'équipe Tigra ADN Scoot Garage vous souhaite une bonne et heureuse année 2️⃣0️⃣2️⃣5️⃣ 🎉🎊

25/12/2024

Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra 🎄🎉🎊
Pain Laple Balita Kely Patrick Kamamy Zah Layon Numbs Stéph

🔥🔥😍😍 Kit Ki Kit 😍😍🔥🔥Patte moteur avec Stab Kit 👌Axe train avant Kit Posh 👌Cache filtre à huile ABS Club 👌Démarreur Kit S...
25/11/2024

🔥🔥😍😍 Kit Ki Kit 😍😍🔥🔥
Patte moteur avec Stab Kit 👌
Axe train avant Kit Posh 👌
Cache filtre à huile ABS Club 👌
Démarreur Kit Shin Yea 👌
Pont long G-Ston 14*41 (Neuf) 👌

About Today 🔥🔥Fifaliana ho anay hatrany ny mikarakara ny saka'tsika 🐅🐅Aza misalasala manantona na  , na   eny fa na dia ...
02/11/2024

About Today 🔥🔥
Fifaliana ho anay hatrany ny mikarakara ny saka'tsika 🐅🐅
Aza misalasala manantona na , na eny fa na dia haka aza.

Salut salut daholo 😁😁😁Ho avy indray ity ny 9ème manche manaraka hiarahantsika amin'ny Red Dog Scoot Mada Championnat de ...
13/10/2024

Salut salut daholo 😁😁😁
Ho avy indray ity ny 9ème manche manaraka hiarahantsika amin'ny Red Dog Scoot Mada
Championnat de Madagascar eo amin'ny taranja Slalom Scooter 🛵
SRK Imeritsiatosika ny fotoanantsika ny 27 Octobre ho avy izao 🗓
Tongava maro

Address

3H79+25J, By-Pass
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 17:30

Telephone

+261345059210

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TIGRA ADN SCOOT Garage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TIGRA ADN SCOOT Garage:

Share