15/05/2024
Miarahaba antsika eeeeee...
🚘 INONA NO METY HO OLANA?
➡️ Inona no mety sakana tsy ahafahanao mitondra fiara? (Akoatran'ny hoe tsy manana fiara... 😅😅)
❓Inona no tena mampahataotra anao? ❓
Mba lazalazao izay tena olana e!
🛑🛑🛑 Izahay dia afaka manampy anao raha toa ka te hahafehy io familiana fiara io ianao.
Tsidio ny pejy dia ndao hiresaka e!
🚙🚗🛻🚘🚙🚗🛻
CONDUITE 100% PRATIQUE ou CONDUITE ACCOMPAGNÉE PENDANT 1h MINIMUM