BEMACO

BEMACO Distributeur officiel MTZ BELARUS - MAZ - UAZ Ventes de machines agricoles BELARUS, 4x4 UAZ, camion MAZ

⚡Motoculteur Belarus  Diesel: hery sy tombontsoa ho an'ny tantsaha.👉Diesel no safidy tsara indrindra ho an'ny asa mafy s...
09/01/2026

⚡Motoculteur Belarus Diesel: hery sy tombontsoa ho an'ny tantsaha.

👉Diesel no safidy tsara indrindra ho an'ny asa mafy sy maharitra , mitsitsy solika ary maharitra amin’ny karazana tany rehetra eto Madagasikara.

⚡Motoculteur Belarus Diesel: Puissance et avantage pour les agriculteurs.

👉Le diesel est le meilleur choix pour un travail intensif, durable et économe en carburant sur tous types de sols à Madagascar.

☎️+261 34 13 193 77
✉️[email protected]
🌐bemaco.mg
📍Rue Rabesandretana , IIM46 Analamahintsy - Androhibe.

Mirary taona zina ho antsika ny ekipan'i Bemaco.🎁✨Misaotra noho ny fahatokisanareo sy ny fandrosoana miaraka amin'ny fah...
01/01/2026

Mirary taona zina ho antsika ny ekipan'i Bemaco.🎁✨
Misaotra noho ny fahatokisanareo sy ny fandrosoana miaraka amin'ny fahombiazana vaovao.🥰🤝

Jereo ny Motoculteur Belarus , fiasana tany avo lenta, mety tsara amin'ny asa fambolena rehetra ataonao 👉Ireto no tombon...
26/11/2025

Jereo ny Motoculteur Belarus , fiasana tany avo lenta, mety tsara amin'ny asa fambolena rehetra ataonao

👉Ireto no tombony azo avy amin’ny fampiasana azy:

✔ Mihena 95% fotoana hiasana
✔ Afaka reglena ny halalin'ny angady
✔ Ezaka kely dia ny vokatra be

🎁 Fiofanana maimaim-poana ato amin’i Bemaco.

☎️ Contact / WhatsApp: +261 34 13 193 77
📧[email protected]
🌐 bemaco.mg
🏪 Rue Rabesandretana, IIM 46 Analamahitsy Androhibe.

Ato amin’i BEMACO, tsy irery ianao aorian’ny fanjifana ✨Ny ekipanay SAV dia miantoka fa ho vonona ny hiasa mandrakariva ...
08/10/2025

Ato amin’i BEMACO, tsy irery ianao aorian’ny fanjifana ✨

Ny ekipanay SAV dia miantoka fa ho vonona ny hiasa mandrakariva ny motoculteur anao 👇 :
- Fampiofanana maimam-poana ny fampiasàna azy
- Torohevitra mahomby
- Fanamboarana raha misy fahasimbana
- Fikojana azy eo amin’ny lafiny rehetra

Aza misalasala intsony fa fidio ny tsara indrindra miaraka aminay😁

☎034 13 193 77-📧[email protected]
🌐bemaco.mg-📍Rue Rabesandretana IIM 46 Analamahitsy Androhibe

Efa hitantsika ny charrue ho an'ny motoculteur BELARUS, izao kosa andeha hojerentsika ny rotavator ✨, ireto ny tombony l...
02/10/2025

Efa hitantsika ny charrue ho an'ny motoculteur BELARUS, izao kosa andeha hojerentsika ny rotavator ✨, ireto ny tombony lehibe amin’ny fampiasàna azy : 👇

🔴 Haingam-piasa
🔴 Manapotika tsara ny tany mialohan’ny fambolena
🔴 Halalin’ny asa mahatratra hatramin’ny 12sm be izao
🔴 Mety amin’ny tanim-bary sy tanety
🔴 Mifandray mivantana amin’ny motoculteur Belarus

⚠️Efa mihavitsy izy ato ka aza misalasala intsony fa efa hamboly isika izao!!!!! 😉

----
☎034 13 193 77
🌐bemaco.mg
📧[email protected]
📍Rue Rabesandretana IIM 46 Analamahitsy Androhibe

Nos tarières thermiques sont enfin disponibles ! ✨ Elles sont de retour en stock et possèdent deux mèches interchangeabl...
15/09/2025

Nos tarières thermiques sont enfin disponibles ! ✨
Elles sont de retour en stock et possèdent deux mèches interchangeable.
Ne tardez pas, l’offre passe vite 😉
------
Efa tonga ny tarière thermique ! ✨
Efa misy indray izy ireo sady manana "mèche" roa be izao afaka hisolosoloana.
Aza tara fa mandalo ny tolotra 😉

☎034 13 193 77
🌐bemaco.mg
📧[email protected]
📍Rue Rabesandretana II M46 Analamahitsy Androhibe.

Ny motoculteur Belarus dia efa naneho ny heriny, fa ahoana kosa ny momba ny "accessoires"? 🤔Androany, andeha hifantoka a...
05/09/2025

Ny motoculteur Belarus dia efa naneho ny heriny, fa ahoana kosa ny momba ny "accessoires"? 🤔
Androany, andeha hifantoka amin'ny charrue isika. Maro no manontany ny fomba fiasany, ka ireto misy tombony azonao amin'ny fampiasàna azy 👇 :

✅Halalin'ny asa tsara indrindra (18sm be izao)
✅Maivana nefa mahomby
✅Taham-bokatra ambony
✅Afaka ampiasaina amin'ny tany vao

Misy hatrany ny motoculteur Belarus amin'ny essence sy diesel, miaraka amin'ny accessoires. Tongava ary! ✨
--
☎034 13 193 77
🌐bemaco.mg
📧[email protected]
📍 Rue Rabesandretana IIM 46 Analamhitsy Androhibe

Motoculteur Belarus : diesel sa essence ? ✨Andao ho jerentsika manaraka ny motoculteur BELARUS DIESEL, nahoana no mifidy...
27/08/2025

Motoculteur Belarus : diesel sa essence ? ✨
Andao ho jerentsika manaraka ny motoculteur BELARUS DIESEL, nahoana no mifidy azy ?

✅ Matanjaka sy miharitra
✅ Motera tsy mora reraka
✅ Filtre à air à bain d’huile (diovina fotsiny)
✅ Démarreur ny famelomana azy
✅ Tany mafy? Tsy olana aminy izany
✅ Mora kojaina
✅ Misy jiro afaka miasa amin’ny alina

Jifao dieny izao fa efa misy hatrany ny motoculteurs BELARUS DIESEL.
Lazao anay ao amin’ny commentaire hoe essence no mety aminao sa diesel?👇
---
☎034 13 193 77
🌐bemaco.mg
📧[email protected]
📍Rue Rabesandretana IIM 46 Analamahitsy

Motoculteur Belarus : essence sa diesel ? Andeha hiresaka momba ny ESSENCE isika anio ! ✨Betsaka no nanontany anay hoe :...
20/08/2025

Motoculteur Belarus : essence sa diesel ? Andeha hiresaka momba ny ESSENCE isika anio ! ✨
Betsaka no nanontany anay hoe : "Nahoana no mifidy motoculteur Belarus essence ?"🤔
Ireto ary misy antony maro isafidiananao izany :
✅ Mora entina
✅ Maivana kokoa
✅ Tsy sarotra tazomina
✅ Mora atao “entretien”
✅ Mitsitsy kokoa
✅ Aingam-piasa
✅ Misy famantarana “tour moteur” sy ora fiasana
Noho izany, safidy tena tsara ho an’izay mitady fampiasana tsotra, mora sy mahomby ny motoculteur BELARUS essence. 😊
Ary ianao, essence ve sa diesel no tianao? Lazao anay ao amin’ny commentaire ary👇.
---
☎034 13 193 77
🌐bemaco.mg
📧 [email protected]
📍Rue Rabesandretana IIM 46 Analamahitsy

Chers clients,Notre show-room sera fermé le vendredi 15 août.👉 Reprise normale de nos activités le lundi 18 août Merci p...
14/08/2025

Chers clients,

Notre show-room sera fermé le vendredi 15 août.

👉 Reprise normale de nos activités le lundi 18 août

Merci pour votre compréhension.

Trakitera BELARUS, miasa hoan’ny faritra Melaky.✨Mankasitraka ny Ministère de l'Agriculture et de l'Elevage sy ny AD2M-M...
06/08/2025

Trakitera BELARUS, miasa hoan’ny faritra Melaky.✨

Mankasitraka ny Ministère de l'Agriculture et de l'Elevage sy ny AD2M-Madagascar nanome fitokisana an’i BEMACO sy ny trakitera BELARUS 🚜, ho amin’ny fanatanterahina ny asa fanajariana ny faritra voatondraka ao Antsalova ka ho fanohanana ny tantsaha sy ny fampandrosoana ny faritra Melaky🌾.

Mirehareha izahay 💪

Le quotidien de cet exploitant, facilité par l’utilisation de nos motoculteurs BELARUS ✨ : ✅« le motoculteur est simple ...
29/07/2025

Le quotidien de cet exploitant, facilité par l’utilisation de nos motoculteurs BELARUS ✨ :
✅« le motoculteur est simple mais très efficace » disait-il ! Il l’utilise pour collecter et transporter le fumier de zébu.
Vous aussi, avec le motoculteur BELARUS, facilitez votre travail !🤝
------------
Ny andavanandron’ity mpandraraha ity dia namorain’ny fampiasany « motoculteur BELARUS » ✨:
✅ « Tsotra nefa tena mahomby ilay motoculteur » hoy izy ! izay ampiasainy amin’ny fanangonana sy fitanterana zezik’omby.
Ianao koa, hamoray ny asanao miaraka amin’ny motoculteur BELARUS ! 🤝

lien du profil : https://www.facebook.com/ferme.la.terre.saine

☎034 13 193 77
🌐bemaco.mg
📧[email protected]
📍Rue Rabesandretana IIM46 Analamahitsy Androhibe

Address

Analamahitsy
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261341319377

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BEMACO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BEMACO:

Share