22/03/2023
➡Speciale conduite
✔Ahafahanao mamolaka fiara soamantsara
✔Natokana hoan ' ny olona te hizatra na mbola vao hamolaka fiara mihintsy
✔Natokana hoan' ny olona tsy manana fiara nefa mila mahay mitondra fiara @ sehatry ny asa 🚘
✔Tsy mamoaka permis na bordero na mampanao examen akory fa natao fotsiny mba ahaizanao mitondra fiara
✔✔☑mety hoan' ny olona vao haka permis de conduire na efa manana
▶Afaka manao conduite ianao na dia isanandro ary @ sarany mora
⏩▶Aza misalasala ary manDefa hafatra miafina