13/10/2020
🚨 Ho antsika mpanaraka ny pejy NEW BAZAR AUTO, niova anarana ny tsenantsika ka lasa RIOT MOTORSPORT .
Ety Ankorahotra ampitan ny arret bus ,akaikin ny pharmacie Hanitra no misy ny tsena amin izao. Koa manasa antsika itsidika ety na koa ny pejy facebook .Misy fihenam bidy lehibe amin izao fidiran ny mpianatra izao.
Tongava fa tsy ho diso fanatenana ianao