20/09/2022
Faly miaraha antsika rehetra dray ah fiverenana zao. Ela2 ts hita2 fa betsaka ny asa sy ny zava baovao izay atolotra ho anareo androany, izay efa mpikolokolo moto ato sy hoanareo mpanaraka ny pejy ary nareo zay mbola vaovao. Eto zah de manome vaovao anareo f'efa mandoko sy manao ny asa rehetra mahakasika ny loko izahay izao. Koa manasa antsika rehetra mba hitsidika sy handalo ato Garage Æro-x 47 raha liana na koa miantso avy hatrany ny laharana 0349715175 izay ahafaha mamaly ny hetahetanareo tsirairay avy. Koa mirarisoa hoany rehetra.
Remerciements pour le proprio du RSZ : Johaness Antonio 🙏👊
A bientôt dray eh 👋