SPRAY Lavage, Auto Moto

SPRAY Lavage, Auto Moto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SPRAY Lavage, Auto Moto, Béryl rose face firaisana Antanambao5 Rue Radama 1 Toamasina, Toamasina.

10/06/2024

Tongasoa dia mandrosoa koa ary manontania zay ilaina

10/06/2024
30/04/2024
06/01/2024

Salama daholo isika jiaby ary mirary taombaovao ho feno fiadanana ampo antsaina ara bola hoantsika jiaby amin ity taona 2024 ty .

Un grand merci à mes nouveaux followers ! François Rakotonirina, Såntįånä Dīnįvãh
23/12/2023

Un grand merci à mes nouveaux followers ! François Rakotonirina, Såntįånä Dīnįvãh

Rlarla tsy heno eee. Mandrosoa daholo
13/06/2023

Rlarla tsy heno eee. Mandrosoa daholo

13/06/2023
02/04/2023

Ho antsika mpanjifa ny vokatra MOTUL , izahay eto amin ny Spray service Salazamay , lavage à haute pression. Ilay misy soratra hoe FLAMINGO be io. Dia manao animation produit motul , izay Iarahana miasa amin ny MOTUL DE MADAGASCAR by Design Auto Antananarivo ny alatsinainy faha 03 Aprily 2023 .
Koa manentana anareo mpanjifa , namana sy tapaka ary hoantsik jiaby eto Toamasina mba ho tonga maro . Ary mazava hoazy fa misy fihenam-bidy 5% aminio fotoana io ny menaka rehetra motul .

Ireto avy ny karazany menaka misy amintsika :

Hoan ny fiara

SAE 20w50 2000 Multigrade 5L Mineral
SAE 5W30 Specific 100% synthetic 5L
SAE 10w40 6100 synergies + 5L technosynthèse
SAE 15w40 4000 Motion 5L Mineral
SAE 15w40 Tekma Norma+ 5L Mineral
SAE 40 5L

Hoan ny Moto sy TUC TUC

20w50 4T 1L
2T Blue 1L
15w50 5100 4T 1L
15w50 7100 4T

Chain L**e Road
Car are nettoyant plastiques .

Ararat ary fa misy fihenam-bidy lehibe aminio an ...

Mba partage zay namako jiaby eeee.
Mba hitany hafa .
Merci havako aby . Ny namana jiaby .

Address

Béryl Rose Face Firaisana Antanambao5 Rue Radama 1 Toamasina
Toamasina
501

Telephone

+261340821009

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SPRAY Lavage, Auto Moto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SPRAY Lavage, Auto Moto:

Share