26/06/2026
**🇲🇬 TRATRY NY FETIN’NY FAHALEOVANTENA 🇲🇬**
Amin’izao fetin’ny fahaleovantenan’i Madagasikara izao, dia mirary fifaliana, firaisankina ary fahombiazana ho an’ny Malagasy rehetra ny ekipan’ny Drift Auto.
Enga anie hitondra fanantenana sy fandrosoana ho an’ny tsirairay sy ny firenentsika ity andro manan-tantara ity.
🚗 Misaotra anareo mpanjifa sy mpiara-miombon’antoka amin’ny fitokisana hatrany.
**🇲🇬 Tratry ny Asaramanitra!**
**Ny Ekipan’ny DRIFT AUTO**
🇲🇬✨