AUTO ECOLE Mahefa.

AUTO ECOLE Mahefa. Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AUTO ECOLE Mahefa., Driving school, Lot 48F Cité Haras plle 11/33 Toamasina I (plaque Relax gare Tuc Tuc mandeha Ambalamanasy), Toamasina.

🚘 Former des conducteurs confiants et responsables
🤝 Une équipe humaine & proche de ses élèves
📍Tamatave: Plaque relax ankirihiry
☎️034 38 407 55
💬 Messagez-nous pour plus d’infos sur les inscriptions

⁉️Fantatrao ve hoe inona no atao hoe⁉️:  🚘Code de la route?"Ny atao hoe code de la route dia fitambaran'ny fitsipika na ...
29/06/2025

⁉️Fantatrao ve hoe inona no atao hoe⁉️:

🚘Code de la route?

"Ny atao hoe code de la route dia fitambaran'ny fitsipika na lamina ampiasaina amin’izay rehetra mampiasa ny lalana MBA hisoroana ny loza sy ahazoana fifamoivozana milamina sy mirindra Ary tsy mandany fotoana".

🪪☝️Inona ny atao hoe permis B?

Taratasy fazahoandalana omen'i centre Immatriculateur ahafahana mitondra fiara latsakin'ny 3500 kg miaraka amin'ny entana; misy toerana 9 miaraka amin'ny mpamily Raha be indrindra Ary ahazoana mitarina remorque latsakin'ny 750kg .
Ny permis B dia maharitra Ary feno 18 taona no afaka maka azy Raha Kely indrindra.

🤔🪪Inona no atao hoe permis A ?

Taratasy fazahoandalana maharitra omen'i centre Immatriculateur ahafahana mitondra fiarakodiaran-droa ( moto) mañana tanjaka mihoatran'ny 125cm3 Ary afaka miaraka na tsia amin'ny side car Ary 16 taona no maka azy.
Ny Side car dia fiara voatokana hifameno amin'ny moto izay ampetraka eo @ havia na havanana ahafahana mitondra olona fahatelo na entana.

☝️Maniry ny haka na hanana permis de conduire ve ianao?

Fotoana izao, Ary aza misalasala manantonan'ny Auto école MAHEFA fa vonona ny handray anao izahay.

👉🏻Toerana: Plaque relax Ankirihiry
Afaka mandray anao ny Alatsinainy ka atramnin’ny sabotsy.
📞Numéro whatsapp/téléphone :
034 38 407 55

🚦 Mahafantatra ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana = Mampihena loza sy mitondra soa! 🚗Fantatrao ve fa ny fandalinana ny C...
11/06/2025

🚦 Mahafantatra ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana = Mampihena loza sy mitondra soa! 🚗

Fantatrao ve fa ny fandalinana ny Code de la route dia tsy natao ho amin’ny fahazoan-dalana fotsiny? Fa fitaovana lehibe miaro aina sy mampitombo fahatokisana koa!

💡 Ireto misy tombony lehibe amin’ny fianarana tsara ny Code de la route:
✅ Mahafantatra ny fitsipika sy famantarana eny an-dalana
✅ Mahay mifampizara amin’ny mpandray anjara amin’ny fifamoivoizana
✅ Mampihena be ny lozam-pifamoivoizana
✅ Manome antoka amin’ny fahazoana taratasy fahazoan-dalana (permis)
✅ Mampitombo fahatokisana sy fitandremana rehefa mitondra fiara

🎓 Ao amin’ny Auto école Mahefa, omenay lanja manokana ny fampianarana Code de la route:
➡️ Fampianarana amin’ny fomba tsotra sy mahomby
➡️ Fanazavana mazava miaraka amin’ny fanazaran-tena
➡️ Mpanazatra manam-pahaizana sy sariaka

📍 Mianara miaraka aminay, ary ataovy ny fianaranao ho azo antoka!
📞 Antsoy izahay: 034 38 407 55
📩 Mandefasa hafatra raha mila fanazavana fanampiny!

01/01/2023

Ny auto école Mahefa Tamatave dia faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2023🙏

Fampianarana mamily fiara (AUTO ECOLE) ; ahazoana "permis de conduire"1- Ho anao mbola tsy nikitika fiara mihintsy (débu...
09/09/2022

Fampianarana mamily fiara (AUTO ECOLE) ; ahazoana "permis de conduire"
1- Ho anao mbola tsy nikitika fiara mihintsy (débutant)
2 - Ho anao izay efa manana "permis" nefa te hanampy "catégories"
3 - Ho anao izay efa manana "permis" fa te hizatra familiana (recyclage)
Ny saram-pianarana azo aloa tsikelikely; ny mpampianatra efa za-draharaha ( 17ans d'expériences)
Ho anareo mpiasa na mpianatra :
Afaka mampianatra anareo ihany koa izahay ; ivelan'ny ora ianaranareo na iasanareo; manomboka amin'ny 7ora maraina ka hatramin'ny 6ora hariva (non stop); amin'izay ora mety aminareo. Afaka manampy anareo ihany koa izahay amin'ny fikarakarana ireo dossiers mety ilaina amin'izany.
Adresse: Auto école MAHEFA
Lot 48F Cité Haras p/lle 11/33
Sampanan-dàlana plaque relax
Ankirihiry Toamasina I
Tél: 034 38 407 55

23/07/2021

AUTO ECOLE :
MAMPIANATRA MAMILY FIARA; AHAZOANA "PERMIS DE CONDUIRE"
(Manaja ny fepetra ara-pahasalamana)

1_ Ho anao mbola tsy nikitika fiara mihintsy (débutant)
2_ Ho anao izay efa manana "permis" nefa te hanampy "catégories"
3_Ho anao efa manana "permis" fa te hizatra familiana (recyclage)
OLONA IRAY=> PERMIS IRAY=> ASA IRAY
Ho anareo mpiasa na mpianatra: Afaka mampianatra anareo izahay ivelan'ny ora iasanareo na ianaranareo. Manomboka amin'ny 6ora maraina ka hatramin'ny 7ora hariva (non stop), amin'izay Ora mety aminareo.
Afaka manampy anareo ihany koa izahay amin'ireo fikarakarana ny dossier mety ilaina amin'izany.
Ny saram_pianarana azo aloa tsikelikely; ny mpampianatra efa za_draharaha.(16 ans d'expériences)
Adresse: auto école MAHEFA
Lot 48F Cité Haras p/lle 11/33
Sampanan_dàlana plaque relax
Ankirihiry Toamasina I
Tél: 034 38 407 55

11/05/2021

Address

Lot 48F Cité Haras Plle 11/33 Toamasina I (plaque Relax Gare Tuc Tuc Mandeha Ambalamanasy)
Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AUTO ECOLE Mahefa. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category