For rent A louer Ahofa

For rent A louer Ahofa Voiture à louer par proprio. Car for rent by owner. Fiara ahofan'ny tompony House and car for rent by the owner to the particular, no need intermediate agency.

Maison et voiture à louer par le propriétaire et sans passer par une agence intermédiaire. Trano sy fiara ahofan'ny tompony tsy misy mpanera.

25/06/2026

PEUGEOT 203, tout ouvrant, NOIR, à louer avec chauffeur, sur Antananarivo et alentours.
MP si intéressé.

Pour vous, une Peugeot 203 à louer par propriétaire.
05/05/2026

Pour vous, une Peugeot 203 à louer par propriétaire.

15/04/2026

📣🇺🇸 Fiofanana maimaim-poana! 100% online💻📲
Misokatra indray ny fisoratana anarana amin'ireto fiofanana maimaim-poana ireto, sady ampitain-davitra, no azonao arahina amin'ny fandaharam-potoana izay mety aminao na ilay antsoina hoe Massive Open Online Course (MOOC).
👉Afaka misoratra anarana sy manokatra ny kaonty fanarahana ilay fiofanana ampiain-davitra ireo ianao manomboka izao ka hatramin'ny 22 jona 2026
👉 Manana hatramin'ny 29 Jona ianao hamitana izay fiofanana nosafidianao (na iray na izy rehetra) amin'ny fandaraham-potoana izay mety aminao.

Ireto avy ireo fiofanana misokatra:
💼 English for Business and Entrepreneurship - Hianarana ireo voambolan-tsehatra sy teknika eo amin'ny tontolon'ny fandraharahana sy serasera
✈️ English for Tourism Professionals - Hianarana ireo voambolan-tsehatra sy teknika eo amin'ny tontolon'ny fizahantany
📈 English for Career Development - Hianarana ireo fomba fanomanana antontan-taratasy fangatahana asa sy fiatrehana ny adina am-bava (interview) manoloana mpampiasa mampiasa ny teny anglisy.

✍️ Raha vonona ianao dia misoràta anarana dieny izao ao amin'ny tranonkala https://www.openenglishprograms.org/MOOC ary atomboy avy hatrany ny fanarahana ny fiofanana.
💡Jereo ity torolalana ity manazava ny fomba fisoratana anarana:
https://www.facebook.com/usembassy.madagascar/videos/891103686429892
---
Ready to boost your English skills and open doors to new opportunities? 🌍
American English at State FREE online courses are here to help you succeed in your career and beyond!
✅ Enrollment is open: April 6 - June 22, 2026
✅ Course dates: April 6 - June 29, 2026
Choose from these amazing courses:
💼 English for Business and Entrepreneurship – Build your business vocabulary and communication skills!
✈️ English for Tourism Professionals – Perfect for those working in travel and hospitality!
📈 English for Career Development – Learn how to write resumes, apply for jobs, and shine in interviews!
👉 Don’t miss this chance to learn at your own pace and connect with learners worldwide!
🌐 Enroll now: https://www.openenglishprograms.org/MOOC

05/12/2025

kisendrasendra

Kisendrasensendra, angamba, ilay isika nifanena...
Kisendrasendra koa 'lay topimasontsika...
Kanefa tamin'iny, injao nangenahena
Ny fo amam-panahy sy ny fisainantsika...
Matahotra ho tia.

Kisendrasendra,angamba,ilay teniko mangina
toa mila tsy ho re... Kisendrasendra koa
ny nahatonga anao hamaly am-pifaliana
ny teny izay nataoko... Kanjo tao am-po...
Dia samy efa tia.

Kisendrasendra, angamba, ilay ianao natahotra
ka nandray ny tanako ho vahatra ifaharana...
Kisendrasendra, angamba, izaho 'lay vahobahotra
namihina anao... Nahita fahasambarana
F'izay vao tena tia.

Kisendrasendra, angamba, ilay ianao tsy tratrako
fa lasana nandeha... kisendrasendra mamy !
Fa ny alahelom-poko, ny tsiaro feno fatrako
no nanambara tamiko, fa ianao no hany
Malalako doria...

RADO (1965)

*Azo zaraina raha sitrakao

Peugeot 203, à louer. MP pour détails.
11/11/2025

Peugeot 203, à louer. MP pour détails.

14/01/2025

Voiture 203, tout ouvrant, à louer avec chauffeur, sur Antananarivo et alentours. MP si intéressé.

03/12/2024

La Peugeot 203 est à votre disposition.

07/10/2024

La voiture Peugeot 203, toit ouvrant, avec le chauffeur, est toujours prête pour apporter un plus à votre événement.

16/04/2024

Vous voulez de la classe et du chic, voici votre Peugeot 203, noir et toit ouvrant. MP Please.

12/03/2024

Une Peugeot 203 est à votre disposition. MP Please.

Address

Tananarive
Tananarive

Opening Hours

Monday 07:45 - 17:00
Tuesday 07:45 - 17:00
Wednesday 07:45 - 17:00
Thursday 07:45 - 17:00
Friday 07:45 - 17:00
Saturday 07:45 - 17:00

Telephone

+261341548019

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when For rent A louer Ahofa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category