Mandefa Atody amin'ny Faritany rehetra eto Madagasikara

Mandefa Atody amin'ny Faritany rehetra eto Madagasikara Ny tsara hatrany

13/02/2025

Ny Service Distributeur dia anisany mandefa ATODY manerana ny Nosy Madagasikara.

Ny cours ny Prix rehetra dia miainga eto TANANARIVO izay misy sokajiny. Kely Salasalany (moyenne), Lehibe.

Afaka manoro izahay ho an'ireo izay vao hanomboka hivarotra sy hisehatra amin'ny Atody.

Transport, fitehirizana.
Kajy tsotsotra afahana mamatatra ny tokony ho afarana arakaraky ny Faritany na distrika misy anao.
Fomba fangalana Client, sy lancement na fandroritam-barotra amin'ny Teknika efa nahazoana vokatra.

Ny fiaraha miasa mitohy no tsara ho an'ity sehatrasa ity.

Afaka miantso ny 034 06 031 95 avy hatrany isika izay liana.

Mitady jante allu avant na carbone 2  an ity zay manana.
02/04/2024

Mitady jante allu avant na carbone 2 an ity zay manana.

๐Ÿ›บ๐Ÿ›บ๐Ÿ›บtuctuc phase 2 amidy.๐Ÿ”œ Tsy misy olana, afaka miasa avy hatrany.๐Ÿ’ณ๐Ÿ’ณ๐Ÿ’ณ Efa misy carte grise๐Ÿ’ต๐Ÿ’ท Prix 10 000 000 Ar, 50 000 ...
06/06/2023

๐Ÿ›บ๐Ÿ›บ๐Ÿ›บtuctuc phase 2 amidy.

๐Ÿ”œ Tsy misy olana, afaka miasa avy hatrany.

๐Ÿ’ณ๐Ÿ’ณ๐Ÿ’ณ Efa misy carte grise

๐Ÿ’ต๐Ÿ’ท Prix 10 000 000 Ar, 50 000 000 Fmg.

โ˜Ž๏ธโ˜Ž๏ธโ˜Ž๏ธ 034 06 031 95.

๐Ÿ”œTsara tonga dia miantso na manatona mijery mivantana.

๐Ÿ›Toerana : Mananara Nord lalana mandeha ampitarihana.

โšกAza adino ny manisy j aime ny page afahanao manaraka ny tolotra misy eto

โš™โš™โš™ Misokatra ho atsika eto Mananara Nord.๐Ÿ›  Piece Mora MoTo, Tuctuc piaggio, Decortiqueur.โš’ Mpanamboatra mahay tsara, af...
16/05/2023

โš™โš™โš™ Misokatra ho atsika eto Mananara Nord.

๐Ÿ›  Piece Mora MoTo, Tuctuc piaggio, Decortiqueur.

โš’ Mpanamboatra mahay tsara, afapo ianao tompon ny Moto, mbola mandray asa tsy vitan ny hafa any.

Lalana mandeha ampitarihana, ampitan ny Kow20.
034 06 031 95

๐ŸŒ€๐ŸŒ€๐ŸŒ€๐ŸŒ€Mahery dia mahery i Freddy ho atsika eto Madagasikara indrindra ny tapany antsino ny Nosy. NOSY VARIKA, MANAJARY, AT...
21/02/2023

๐ŸŒ€๐ŸŒ€๐ŸŒ€๐ŸŒ€Mahery dia mahery i Freddy ho atsika eto Madagasikara indrindra ny tapany antsino ny Nosy.

NOSY VARIKA, MANAJARY, ATSENAVOLO,SAHASIHANAKA,AMBOHIMENA, AMBOHIMAHASOA,TOLONGOINA, IKONGO,AMBOHIMASOA, FIANARATSOA, AMBALAVAO,KALAMAVONY,SAKAY, FENOARIVO, TSITONDROINA,BEROROHA, MOROMBE,BEFANDRIANA SUD, AMBATOMILO.

๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™Izahay eto amin ny Sahaza Sahaza PIECE Moto PiaggioMSahaza PIECE Moto PiaggioiSahaza PIECE Moto PiaggiooSahaza PIECE Moto Piaggiora Nord dia miray fo aminareo, hiatrika an i FREDDY.

Misokatra ho atsika Mananara Nord sy Maroatsetra izahay ato amin ny Sahaza PIECE Moto Piaggio  en face Magasin Kwo 20 Ma...
16/02/2023

Misokatra ho atsika Mananara Nord sy Maroatsetra izahay ato amin ny Sahaza PIECE Moto Piaggio en face Magasin Kwo 20 Mananara Nord milahatra amin ny Poissonerie Mananara Nord.

Mivarotra ny piece Moto rehetra sy Piece tuctuc Piaggio Original.

Tรฉl : +261340603195

Address

Antanakoro
Mananara Avaratra
511

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mandefa Atody amin'ny Faritany rehetra eto Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share