Phoenix Auto-Moto

Phoenix Auto-Moto Vente Auto-Moto et Piece Detache

ito indray ny promo antsika amin'ity week end ityafaka manao livraison +frais
04/11/2022

ito indray ny promo antsika amin'ity week end ity
afaka manao livraison +frais

🥰 Arrivage kymco🥰vao tonga androany😍🛑kymco megafi 120/10🛑 loko d'origine🛑carenage mikatona tsara🛑velona tonga dia lasa z...
01/11/2022

🥰 Arrivage kymco🥰
vao tonga androany😍
🛑kymco megafi 120/10
🛑 loko d'origine
🛑carenage mikatona tsara
🛑velona tonga dia lasa zao zero bruit
🛑misoratra amin'izay maka anazy avy hatrany ( magasin)

💥💥PROMO FLASH ⚡️⚡️💥💥👍⚡️PROMOTION MANARAKA INDRAY KA AZA TARA RESSORT DE POUSSER (MISY KYMCO-YAMAHA)😎12.000 Ar fotsiny 🥇M...
28/10/2022

💥💥PROMO FLASH ⚡️⚡️💥💥
👍⚡️PROMOTION MANARAKA INDRAY KA AZA TARA
RESSORT DE POUSSER (MISY KYMCO-YAMAHA)
😎12.000 Ar fotsiny 🥇
MANAKERY NY 29 OKTOBRA 2022 IHANY
OFFRE VALABLE UNIQUEMENT CE 29 OCTOBRE 2022

PHOENIX MANAKAMBAHINY AUTO-MOTO (AKAIKIN'NY UNIVESITEE ACEEM)
📱MP NA TEL : 034 09 250 23

👉ARAHO TSY TAPAKA NY PEJY FA MISY PROMO FLASH MATETIKA

Amidy tsy manakaloCygnus 2 type 2 injection👉 Sonde echap👉 Velona avy atrany zéro check👉 Seza tsisy rovitra, Carénage mik...
27/10/2022

Amidy tsy manakalo
Cygnus 2 type 2 injection
👉 Sonde echap
👉 Velona avy atrany zéro check
👉 Seza tsisy rovitra, Carénage mikatona
Misoratra amin'izay haka azy
Devoir tableau tsy mazava tsara
Mp n'a 034.09.250.23

Araraoty fa mora be izy androany🥹Ny amanjana tsy avokan'ito kosa madama efa tsy hay intsony.😅😅😅😍Jbubu S 115cc😍👉moteur ma...
26/10/2022

Araraoty fa mora be izy androany🥹
Ny amanjana tsy avokan'ito kosa madama efa tsy hay intsony.😅😅😅
😍Jbubu S 115cc😍
👉moteur mangina be, zéro check
👉tableau électronique mazava tsara
👉prise 12 v , boutton anti infraction
👉jante allu manoratra PGO
👉 frein avant et arrière a disque
Prix efa atao mirary be 15.500.000 fmg miaraka amin'ny batterie vaovao be
tongava mijery anazy aty Manakambahiny akaiky ny accem na 034.09.250.23

⛔️⛔️🥳🥳 PROMO FLASH 🥳🥳🛵 BATTERY FANMOTO 12V7AHPRIX : 46.000 AR ho an'ny ALATSINAINY 24 OKTOBRE 2022 IHANY"OFFRE VALABE SE...
23/10/2022

⛔️⛔️🥳🥳 PROMO FLASH 🥳🥳
🛵 BATTERY FANMOTO 12V7AH
PRIX : 46.000 AR ho an'ny ALATSINAINY 24 OKTOBRE 2022 IHANY
"OFFRE VALABE SEULEMENT LE LUNDI 24 OCTOBRE 2022"
KOA AZA TARA E
🫵 LIEU Phoenix Manakambahiny Auto-Moto
PRES UNIVERCITE ACEEM
AFAKA MIDITRA MP NA MIANTSO 034 09 250 23

🔥Amena ny tsara nefa mora fa araraoty🔥😍😍😍ireto ary ny mbola tsisy naka tamin'ilay arrivage lundi teo 👉Jbubu S mandefa da...
20/10/2022

🔥Amena ny tsara nefa mora fa araraoty🔥😍😍😍
ireto ary ny mbola tsisy naka tamin'ilay arrivage lundi teo
👉Jbubu S mandefa daholo izay anotaninareo 15.5m
👉 CYGNUS 2 TYPE 2 injection tena tsara 16m
👉rszero phase 3 tanora be 20.###km fotsiny 15.5m
efa atao farakizay mora fa araraoty.
misoratra amin'izay hividy azy.
Mbola tsy naita ny aratsy ny lalana eto Madagascar daholo ireo😅
mp na 034.09.250.23
raha miampy batterie vaovao +50.000Ar

Toerana ahitana anay
20/10/2022

Toerana ahitana anay

🥳ARRIVAGE VAO TONGA🥳✴️Cygnus 2 type 2 , velona tsisy tantaraina clé d'origine✴️RSZero mbola tanora be 20### km ftsn efa ...
18/10/2022

🥳ARRIVAGE VAO TONGA🥳
✴️Cygnus 2 type 2 , velona tsisy tantaraina clé d'origine
✴️RSZero mbola tanora be 20### km ftsn efa velona
✴️ Megafi 150cc/12 tena tsara
✴️ JbubuS
bonne occasion vao tonga omaly daholo ny entana ary misoratra aminao avy atrany.
mp na 034.09.250.23

Address

Manakambahiny
Manakambahiny
101

Telephone

+261340925023

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Phoenix Auto-Moto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share