Deux roues - Olivier,dôvy

Deux roues - Olivier,dôvy Dovy

🥰 Piste vaovao 🥰Eto indray tsika eee
21/05/2025

🥰 Piste vaovao 🥰

Eto indray tsika eee

Tsaroako tsara tamin'izayNanao fampisehoana tao Antsahamanitra izahay.Loza fa izahay samy tarika ihany no nifampijery ta...
13/05/2025

Tsaroako tsara tamin'izay

Nanao fampisehoana tao Antsahamanitra izahay.

Loza fa izahay samy tarika ihany no nifampijery tao.

Nanomboka teo aho,teo aho dia tapa-kevitra fa hifantoka tanteraka @ Taxi moto .😀

Courage zalah 🥺🤣

22/05/2024

Misy dia tena FIDÈLE ilay CLIENT 🥰

Ndriiii… Misaotra eh ❤️🌸

14/05/2024
✅Ho antsika tsy manana fotoana anaovana course ❌Aza misalasala miresaka aminay fa ataonay daholo ze mety ho coursenao 👉A...
10/05/2024

✅Ho antsika tsy manana fotoana anaovana course
❌Aza misalasala miresaka aminay fa ataonay daholo ze mety ho coursenao
👉Anatitra commission
👉Haka colis
👉I livré entana
👉afaka mitondra anao ian koa
👉Etc etc zay mety ho coursenao e!!!

👌azo antoka tsara
👌Araka ny Fotoana izay mety aminao
👌Sarany mirary

Mp avy hatrany ou ☎️0346830868

Tena diso firenena eee 😭😭😭😂😂
03/04/2024

Tena diso firenena eee 😭😭😭😂😂

29/03/2024

Tsy rariny kosa eee 😭😭
Tsy matelikanina zao io sipa io 😂😂

26/03/2024

⭕️❗️𝙑𝙤𝙖𝙙𝙤𝙣𝙖𝙣'𝙣𝙮 #𝙨𝙖𝙢𝙗𝙤 𝙢𝙥𝙞𝙩𝙤𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙚𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙣𝙜𝙤𝙩𝙧'𝙞𝙡𝙖𝙮 #𝙩𝙚𝙩𝙚𝙯𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙯𝙖 𝙖𝙤 𝙤𝙢𝙖𝙡𝙮 𝙖𝙡𝙞𝙣𝙖.
♦️ Manodidina ny 20 eo no eo ny isan'ireo olona , ary fiara maro nifamezivezy teo amboniny no mbola karohina ao anaty rano amin'izao.
😱 Toy izao ny .

22/03/2024

Ety antanan zao ilay biby 😳😳

Mba menatra lets lisan aaa 🥹🥹 ny akoho azan efa manana casque amin izao 😂😂😂Sary indrana 🥴🥴
20/03/2024

Mba menatra lets lisan aaa 🥹🥹 ny akoho azan efa manana casque amin izao 😂😂😂

Sary indrana 🥴🥴

🔴 Ehhh 🔴⚠️RECHERCHE URGENT ⚠️Chauffeur privé pour conduire TOYOTA LAND CRUISER rémunération 850.000ar par mois- Horaires...
13/03/2024

🔴 Ehhh 🔴

⚠️RECHERCHE URGENT ⚠️

Chauffeur privé pour conduire TOYOTA LAND CRUISER rémunération 850.000ar par mois
- Horaires: Lundi au vendredi
- Expérience : avoir seulement le permis ( véhicule automatique)
- Âge compris 25 et 65 ans
- Travail demandé seulement conduire et organiser mes horaires planning

8h par jour
1h de pause repas
13eme mois + mutuelle compris
EMBAUCHE IMMÉDIATE
:
:
:
Ça sera mon annonce, quand un jour je gagnerai au Loto 🥵
Mais maintenant vous pouvez continuer ce que vous étiez en train de faire .

Nindramina.....🤪🤪🤪

07/03/2024

De de de... tapahana daholo ve ny badodako 🤔🤔🤣🤣🤣

Address

Mahamasiana
Mahamasina

Opening Hours

Monday 06:30 - 17:30
Tuesday 06:30 - 17:30
Wednesday 06:30 - 17:30
Thursday 06:30 - 17:30
Friday 06:30 - 17:30
Saturday 06:30 - 17:30
Sunday 06:30 - 12:00

Telephone

+261346830868

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Deux roues - Olivier,dôvy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share