08/08/2026
Misy te anontany izao ao mahita sary hoe iza kay anaran'io anaty connexion fa tsy sahy sao misy manao capture 😆🥴 mampalahelo ilay nanao coucou 😂 ....
Vazivazy iray lalana fa inty ny famaranana ny sary rehetra nandritra ny Grand Meeting des Passionnés by DBM & DVAG ko dia mbola mamerina ny fisaorana ny mpikarakara ary ianareo rehetra manaraka ny pejy 🙏
🚨 Hitohy ny famoahana ny sary ho an'ny passionné mekanika izay itan'ny admin aty Thailande ary indrindra indrindra ny famohana ny vaovao momba ny course GT3 manaraka izay tanterahin'i Iaro Ramamonjisoa izay efa tsy ela intsony any Malaisie 🙏