Garage-Auto Diesel 4×4

Garage-Auto Diesel 4×4 «Notre objectif c’est la satisfaction de nos clients.»🚘🛠️🔧⛓️🛞🚍🚛

Mandeha foana ny asa⚙️🛠️🛞Raha misy olana ianao amin’ny fiaranao dia aza misalasala manantona anay fa ho afa-po ianao!! S...
28/04/2023

Mandeha foana ny asa⚙️🛠️🛞
Raha misy olana ianao amin’ny fiaranao dia aza misalasala manantona anay fa ho afa-po ianao!! Sady miasa haingana no miasa tsara izahay ato amin’ny Garage-Auto Diesel 4×4!

🏠AMPAMAKIAMBATO ESANA, Route vers MANDENA.
☎️034 91 315 14

Salama harivariva ô!Ireto avy ary ireo zavatra afaka ataonay ao amin’ny Garage-Auto Diesel 4×4 ô!A retenir: TOUTES MÉCAN...
26/04/2023

Salama harivariva ô!

Ireto avy ary ireo zavatra afaka ataonay ao amin’ny Garage-Auto Diesel 4×4 ô!
A retenir: TOUTES MÉCANIQUES SAUF REPARATION POMPE INJECTION.
Misaotra antsika rehetra foana amin’ny fahatokisano ô! Betsaka ianareo no tsy nisalasala nanontany sy niantso anay koa isaorana ianareo ary vonona hanome ny tsara avy aty aminay foana izahay mba hanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa!
Ankoatra ny DIESEL dia manao ESSENCE ihany koa izahay fa nohon’ny maha betsaka ny DIESEL manamboatra ao aminay no nahatonga ilay anaran’ilay pejy sy ilay garage hoe: GARAGE-AUTO DIESEL 4X4.
Mamerina ny fisaorana ô!!

Ireto daholo ny zavatra ataonay.Aza misalasala miantso na mandefa message amin’ity pejy ity raha mila fanazavana misimis...
25/04/2023

Ireto daholo ny zavatra ataonay.
Aza misalasala miantso na mandefa message amin’ity pejy ity raha mila fanazavana misimisy kokoa!
Ny toerana sy ny numéro efa io ambany io daholo!😊

Niampy ilay activité an fa hezahanay havoaka am sary miaraka iray.
-Réparation boîte vitesse et boîte transfert.
-Réparation pont avant et pont arrière.
-Réparation moyeu avant arrière.
-Tarage injecteur
-Lavage (en attente)

Ny anio!!Mankasitraka foana amin’ny fahatokisanareo e!Manentana antsika izay mbola tsy najinfa mba ho tonga fa tena ho a...
25/04/2023

Ny anio!!
Mankasitraka foana amin’ny fahatokisanareo e!
Manentana antsika izay mbola tsy najinfa mba ho tonga fa tena ho afa-po ianareo!

🏠Ampamakiambato: eo amin’ny 4chemin, le misy mankany am Port d’Ehoala, mankany am Oset, mankany à Mandena iny, de le mankany à Mandena no hiviliana de mety eo amin’ny 500 na 800mètres miala eo ianao dia tonga fa tsaratsara kokoa miantso rehefa eo amin’ny 4chemin. Na koa ny ahalalana azy, ho an’izay mahita an’i Chez Stephan, le fanaovana Boule iny de eo en face eo!

☎️ 034 91 315 14

Raha mila fanazavana bebekokoa,aza misalasala mandefa message ao amin’ny page na miantso io numéro ambony io!

Efa manomboka miasa sy mandray anareo amin’ny toerana vaovao ny Garage-Auto Diesel 4X4. Aza misalasala miantso sy maka r...
24/04/2023

Efa manomboka miasa sy mandray anareo amin’ny toerana vaovao ny Garage-Auto Diesel 4X4. Aza misalasala miantso sy maka rendez-vous raha misy fahasahiranana momba ny fiara fa vonona hatrany ny ekipa hanome fahafaham-po anareo sy hamaha ny olana izay misy amin’ny fiaranareo. Sady miasa haingana no miasa tsara.

🏠Lieu: Ampamakiambato Fort-dauphin
📞Contact: 034 91 315 14

Misaotra hatrany amin’ny fahatokisanareo ny Garage-Auto Diesel 4X4Vonona hatrany ny ekipanay hanome fahafaham-po anareo ...
12/10/2022

Misaotra hatrany amin’ny fahatokisanareo ny Garage-Auto Diesel 4X4
Vonona hatrany ny ekipanay hanome fahafaham-po anareo sy hamaha ny olana izay misy amin’ny fiaranareo. Sady miasa haingana no miasa tsara.

Sary : fanamboarana « Transmission avant » 👌👌

🏠Lieu: Ampamakiambato Fort-dauphin
📞Contact: 034 91 315 14

Afapo tanteraka ny tompony nampanamboatra « Centrale embrayage » tao amin’ny Garage-Auto Diesel 4X4Sady vita tsara ny as...
05/10/2022

Afapo tanteraka ny tompony nampanamboatra « Centrale embrayage » tao amin’ny Garage-Auto Diesel 4X4
Sady vita tsara ny asa no vita haingana koa aza misalasala miantso raha misy olana ny fiaranao fa vonona hatrany ny ekipa hanome fahafaham-po anao👌👌

🏠Lieu: Ampamakiambato Fort-dauphin
📞Contact: 034 91 315 14

02/10/2022
Izahay ato amin'ny GARAGE-AUTO DIESEL 4X4 dia manao: *Réparation: Mécanique et révision moteur,etc...*Lavage complet*vid...
24/09/2022

Izahay ato amin'ny GARAGE-AUTO DIESEL 4X4 dia manao:
*Réparation: Mécanique et révision moteur,etc...
*Lavage complet
*vidange: obligatoire
*Changement de filtre huile et filtre gasoil
*Soudure électrique
*Collage ou Rivet,ferrodo et plaque de frein
*Rehaussage 4x4

🏠Lieu: Ampamakiambato Fort-dauphin
📞Contact: 034 91 315 14 / 033 07 730 23

Address

Ampamakiambato
Fort-Dauphin
614

Telephone

+261349131514

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Garage-Auto Diesel 4×4 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share