JAYAH AUTO Fianar

JAYAH AUTO Fianar Ventes des pièces Pieces auto

15/05/2022
JAYAH AUTO FIANARANTSOA DIA FALY MAMPILAZA AMINTSIKA MPAMPIASA FIARAKODIA REHETRA TSY ANKANAVAKA FA TONGA IREO ARRIVAGES...
18/05/2021

JAYAH AUTO FIANARANTSOA DIA FALY MAMPILAZA AMINTSIKA MPAMPIASA FIARAKODIA REHETRA TSY ANKANAVAKA FA TONGA IREO ARRIVAGES PIECES AUTO NA VAOVAO IZANY NA BONNE OCCASION SY IREO PIECES POIDS LOURDS AMIN VIDINY MORA SATRIA IZAHAY DIA MANAO FIHENAMBIDY GOAVANA HOANAREO MPANJIFA HAJAINA ARY VONONA NY HANOME FAHAFAHAMPO AMIN FANDRAISANA SY KALITAO NY PIECES AUTOMOBILE AMIDY ATO AMINAY...NA ANTSOY NY TEL:034 21 369 18 NA 034 98 955 14...

JAYAH AUTO Fianarantsoa dia faly handray sy hanome fahafahampo hoanireo mampiasa fiara rehetra tsy ankanavaka amin pièce...
28/09/2019

JAYAH AUTO Fianarantsoa dia faly handray sy hanome fahafahampo hoanireo mampiasa fiara rehetra tsy ankanavaka amin pièces auto izay amidy amin vidiny mora nefa kalitao ihany koa...afaka manao livraison sy manafatra ihany koa izahay...afaka manome mecanicien na électricien ihany koa raha toa ka ilaina izany...Marihina fa efa misy 2 NY tranombarotra eto fianara..Ambanin lycée ampitan Arc hôtel sy eny Antarandolo ampitan haute matsiatra Rn7..fandraisana mahafapo sy mahafinaritra..Afaka manome pièces anao izahay na amin halina aza...tel 0342136918...7j/7..24h/24..

Address

Rn7
Fianarantsoa

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JAYAH AUTO Fianar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to JAYAH AUTO Fianar:

Share