23/09/2026
Hello hello 😊
Anniversaire ve?? Baptêmes ve?? Fiançailles ve?? Mariage ve???
Mety amin'ny lanona rehetra ireo ny grande salle tsika ato @ Karà amin'ny Bord an 🤗🤗🤗
Reserver o dieny zao ary ny date nareo eh☺️
Pour plus d'informations en mp ou appeler directement 0347410050