Mdg scoot Adlj

Mdg scoot Adlj Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mdg scoot Adlj, Scooter rental, Antaboaka, Arivonimamo.

🥰Mamy kely teny andakana teny izahay 🥰😍
18/02/2025

🥰Mamy kely teny andakana teny izahay 🥰😍

  Sortie nafinaritra namaranana ny randonnée 2024 indreto ary ny sary 🥰
17/12/2024



Sortie nafinaritra namaranana ny randonnée 2024
indreto ary ny sary 🥰

🥳J-2 ADLJ 🔥fin de randonnée 2024 🥰😍HO Fankasitrahana ny fiarahantsika nandritra izay 1 taona izay 😍🏍Ande ary isika isitr...
13/12/2024

🥳J-2 ADLJ 🔥
fin de randonnée 2024 🥰

😍HO Fankasitrahana ny fiarahantsika nandritra izay 1 taona izay 😍
🏍Ande ary isika isitraka ity randonneé famaranana ny 2024 ity🏍

Hisafidy ny RN1 indray isika ka hamonjy iny lalana mafinaritra be iny

👍Amboary dia eny izao ary programme fa ny daty dia ny *ALAHADY 15 DECEMBRE 2024 👍

Programme
Jovena Antanimenakely
Depart 8h
❌Tsy manavaka moto❌
Tsy misetrasetra fa ny fankafizana fiarahana no ilaina✔
🙀Direction Vers Lac Arivonimamo 💦

🥰 Fiarahana mitsangatsangana
hianoka ilay hakanton'ny zava-boahary😍
Ary hiaraka anao sport kely 😜(izay manana baolina dia afaka mitondra)
Zavatra mila entina🤗
Imperméable ra sendra ka avy orana ⛈
☺️Paff dia ny fidirana ao am toerana
😋 Aza adino ny mitondra ny sakafo sahaza😋
Jus iray isaky ny moto 🍹🍹

After Bazar de quartier 😂😂

😍Ho an izay efa vonona sahady dia afaka misoratra anarana amn ADLJ hanomana surprise sy andaminana zavatra rehetra☝️
L'importance joger

Fanazavana fanampiny 😱0343540550

💖 2 em photo 💖Tongava miaraka aminay atrany e 💖Fankafizana ireo toerana misy ny zava kanto ✔
31/10/2024

💖 2 em photo 💖

Tongava miaraka aminay atrany e 💖

Fankafizana ireo toerana misy ny zava kanto ✔

🥹Ho antsika izay tsy tafiaraka tamn ADLJ teo 🥹😍Mba tsy ho diso fanantenana ianao hoe tsy  ho tafiaraka indray dia ity ny...
30/10/2024

🥹Ho antsika izay tsy tafiaraka tamn ADLJ teo 🥹

😍Mba tsy ho diso fanantenana ianao hoe tsy ho tafiaraka indray dia ity ny programme manaraka 😍

Hisafidy ny RN1 indray isika ka hamonjy iny lalana mafinaritra be iny

👍Amboary dia eny izao ary programme fa ny daty dia ny *ALAHADY 16 DECEMBRE 2024 👍

fanakatonana ny rando 2024 izy ity

Programme
Jovena Antanimenakely
Depart 8h
❌Tsy manavaka moto❌
Tsy misetrasetra fa ny fankafizana fiarahana no ilaina✔
🙀Direction Vers Lac Arivonimamo 💦

🥰 Fiarahana mitsangatsangana
hianoka ilay hakanton'ny zava-boahary😍
Ary hiaraka anao sport kely 😜

☺️Paff dia ny fidirana ao am toerana

😋 Aza adino ny mitondra ny sakafo sahaza😋

Jus iray isaky ny moto 🍹🍹

After Bazar de quartier 😂😂

😍Ho an izay efa vonona sahady dia afaka misoratra anarana amn ADLJ hanomana surprise sy andaminana zavatra rehetra☝️
L'importance joger

Fanazavana fanampiny 😱0343540550

Address

Antaboaka
Arivonimamo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mdg scoot Adlj posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category