Rider Zone Antsirabe

Rider Zone Antsirabe 🏬 Magasin de moto et d’accessoires/ atelier moto
📍Antsirabe

👉Arrivage dispo, protection, style et confort au rendez-vous 🤩🔥!! Magasin Rider Zone, 038 82 775 51
22/05/2026

👉Arrivage dispo, protection, style et confort au rendez-vous 🤩🔥!! Magasin Rider Zone, 038 82 775 51

Ilay mena 🟥 sa ilay mainty ⬛️ no tianao ? Aza adino fa misy ato Amin’ny magasin  Rider Zone Antsirabe ihany koa  ny modè...
18/05/2026

Ilay mena 🟥 sa ilay mainty ⬛️ no tianao ?

Aza adino fa misy ato Amin’ny magasin Rider Zone Antsirabe ihany koa ny modèle TVS HLX 150🚀 amin vidiny mirary miaraka amin garanti moteur 2taona na 25.000km

Aza misalasala manantona mijery izay mety aminao 😁

📍Immeuble hôtel Blue Sky Est Gare Antsirabe

15/05/2026
Iza no mety aminao amin ireto TVS 125cc ireto? 😃Ilay modèle mahazatra HLX 4 vitesse sa ilay vaovao HLX 5G 5 vitesse? 🤔Az...
11/05/2026

Iza no mety aminao amin ireto TVS 125cc ireto? 😃
Ilay modèle mahazatra HLX 4 vitesse sa ilay vaovao HLX 5G 5 vitesse? 🤔

Aza misalasala manantona fa misy ato amin Rider Zone Antsirabe daholo ireo modèle ireo ary misy lokony maro azo hisafidianana 😁

📍Immeuble Hôtel Blue sky Antsirabe

Casques Fox disponible chez Rider Zone Àntsirabe 🔥
08/05/2026

Casques Fox disponible chez Rider Zone Àntsirabe 🔥

Maro be ianareo no nitsidika ny stand TVS ny alahady teo🤩, marihina fa hita Ào amin’ny magasin Rider Zone Àntsirabe Ants...
05/05/2026

Maro be ianareo no nitsidika ny stand TVS ny alahady teo🤩, marihina fa hita Ào amin’ny magasin Rider Zone Àntsirabe Antsinanan’ny Gara avokoa ireo moto rehetra itanareo tamin’io fampiratina io! Tongava mitsidika sy misafidy izay mety aminao !!

01/05/2026

On vous l’avait promis… elle est enfin là 🔥

La TVS Apache RTR 200 vient tout juste d’arriver en magasin et n’attend plus que vous 😎

Avec son design sportif, ses performances impressionnantes et son caractère bien affirmé, elle est prête à faire tourner les têtes et à vous offrir des sensations uniques sur la route

Passez dès maintenant la découvrir de près chez nous…
Vous risquez de ne plus vouloir repartir sans elle 😉
📍Rider Zone Antsirabe

Arrivage arrivage‼️Aza misalasala manantona fa efa vonona ato daholo ny Moto TVS 🤩Misy modèle sy loko karazany azo hisaf...
28/04/2026

Arrivage arrivage‼️
Aza misalasala manantona fa efa vonona ato daholo ny Moto TVS 🤩
Misy modèle sy loko karazany azo hisafidianana 😁

26/04/2026

Arrivage TVS vaovao be ato amin’ny Magasin Rider Zone Àntsirabe!!! Azà adino fa représentant officiel ny marika TVS izahay! Azà misalasala manatona na miàntso ny 038 82 775 51! Makasitraka 🙏

🇲🇬Tao izahay 🔥Nivoka omaly tamin’ny fomba ofisialy ny gamme Apache an’ny TVS Racing 🏍️Moto matanjaka sy mahery ary tsara...
26/04/2026

🇲🇬
Tao izahay 🔥

Nivoka omaly tamin’ny fomba ofisialy ny gamme Apache an’ny TVS Racing 🏍️
Moto matanjaka sy mahery ary tsara endrika 💪

Ho avy tsy ho ela ao amin’ny Rider Zone Antsirabe

🇫🇷
On y était 🔥

Présentation officielle de la gamme Apache de la marque TVS Racing hier 🏍️
Du lourd arrive… gamme premium, performance et style 💪

Très bientôt chez Rider Zone Antsirabe

Address

Est Gare
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:30
Tuesday 09:00 - 17:30
Wednesday 09:00 - 17:30
Thursday 09:00 - 17:30
Friday 09:00 - 17:30
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rider Zone Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share