13/05/2026
Rehefa izany dia!
toa izao ilay fika amin'ity aretina iaraha-manana inty!
1 flèches en rouges: atao pointage kely amin'ny autogène
2 étoile rouge: asiana tendeur de renforcement mankeo amin'ny longeron ao anatiny
3 fero mafy ny olona mba tsy hiankina eo fa izay matetika no mahatonga ny olana
Rehefa tôlier dia tokony mahay azy fa atoro azy fotsiny io sary io!
Ohatrany mangateta coca sahady aho izany leh!
Hoanareo namana vaovao dia omeko ihany ny numko izay mety antsoina raha misy olana ny fiara! 0380556548
Tsy afaka manantona aho fa conseil à distance no ataoko sy manome mec afaka anantonanareo!
Vive la famille 206 Addict !