28/05/2026
📌 CGV – NYARA
⚠️ Vakiana tsara alohan'ny anaovana commande tompoko 😊
• Rehefa voamarina an-tsoratra ny commande dia heverina ho efa validé izany.
• Ho an’ny commande sasany na quantité lehibe dia mety hangatahana acompte mialoha.
• Miovaova arakaraka ny quantité, ny produit ary ny disponibilité ny délai fanamboarana.
• Tompon’andraikitra amin’ny visuel nalefa sy nohamarinina ny client (soratra, logo, couleur, informations, sns).
• Ny commande personnalisée dia tsy azo averina na soloina.
• Mety hisy fahasamihafana kely ny loko arakaraka ny écran sy ny impression.
• Raha maika ny commande dia mila lazaina mialoha.
• Manao livraison manerana an’i Madagasikara izahay 🚚
• Rehefa omena ny transporteur ny entana dia andraikitry ny client ny fitaterana.
• Raha tsy misy accord écrit avy amin’ny client dia manana zo hamoaka ny réalisations sy commandes vita i Nyara ho an’ny communication sy publicité (Facebook, siteweb, portfolio, sns).
• Raha misy demande confidentialité dia mila lazaina sy hamarinina an-tsoratra mialoha.
• Rehefa manao commande ato aminay dia midika fa manaiky ireo conditions générales de vente ireo ny client.
📧 [email protected]
📞 WhatsApp : 034 70 042 72