MK Garage

MK Garage Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MK Garage, Parking Garage / Lot, FARALAZA TALATAMATY, Antananarivo.

Efa tonga ny pitsopitsony hoan'ny swap izay pieces somary manahirana. Ps:miala tsiny fa  tsy amidy fa efa commande izy i...
15/05/2025

Efa tonga ny pitsopitsony hoan'ny swap izay pieces somary manahirana. Ps:miala tsiny fa tsy amidy fa efa commande izy ireo fa mbola hoavy ny arrivage manaraka

Client: swap ve vita 1 semaine?Mkgarage: eny tompoko fa inona fiara azafady?Client: golf 2 essence mba atao TDiMkgarage:...
14/05/2025

Client: swap ve vita 1 semaine?
Mkgarage: eny tompoko fa inona fiara azafady?
Client: golf 2 essence mba atao TDi
Mkgarage: ento aty fa vita sady mbola misy moteur asz 130ch ato sady ataontsika boite 6
Client: hatramin'ny cablage ve?
Mkgarage: mitondra fiara mody ianao afaka 1 semaine
Client: oavy izahay ary

Equipe Mkgarage, miasa alina isika androany🤣🤣🤣
Misaotra ny client @ fahatokisana

Hanomboka anao swap isika amin'ity golf 2 tsara kely ity, izany hoe ho atao moteur dieszl TDI asz 130ch boite 6 vitesses...
20/04/2025

Hanomboka anao swap isika amin'ity golf 2 tsara kely ity, izany hoe ho atao moteur dieszl TDI asz 130ch boite 6 vitesses. Aza misalasala ianareo miantso anay raha manana olana @ fiaranareo

Changement injecteur rehefa avy natao diagnostic. Nilamina tsara ny fiara
13/04/2025

Changement injecteur rehefa avy natao diagnostic. Nilamina tsara ny fiara

Aza misalasala miantso anay raha manana olana amin'ny fiara anao ianao
08/04/2025

Aza misalasala miantso anay raha manana olana amin'ny fiara anao ianao

Address

FARALAZA TALATAMATY
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MK Garage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share